analakely sy ny manodidina fifamoivoizana an’habakabaka n ... … · koa ny britanika amin’izao...

1
ANAlAkely sy Ny MANodidiNA Noesorin’ny polisin’ny Boriboritany i avokoa ireo mpivarotra mibahana arabe 6 Lah 1003 Talata 14 janoary 2020 Samihafa www.gvalosoa.com Ny fanalana mpivarotra nataon’ny polisy ao amin’ny Boriboritany voalohany. N idina ifotony teny amin’ireo faritra mi- sy mpivarotra amo- ron-dalana, toy ny etsy Tsaralalana sy ny mano- didina, ireo Polisy miasa ao amin’ny Kaomisarian’ ny boriborintany voalo- hany etsy Analakely. Na- nentana ireo mpivarotra ny Polisy ary mampio- mana azy ireo, mba hiala eo amin’ireo toerana ireo ary hanatona ny Kaomi- nina hahafantaran’izy ireo ny toerana tokony ho azo hivarotana. Izao no natao dia mba hanalefahana ny fitohanan’ny fifamoivoi- zana sy hahafahan’ny mpandeha an-tongotra mandeha eny amin’ny « trottoir » ary entina ha- nabeazana ny mpam- piasa lalana ao anaty fa- narahan-dalàna. Aorian’ ny fanentanana nataon’ ireo Polisy dia hiroso ha- nala ireo mpivarotra izy ireo amin’ny herinandro manaraka io, raha toa ka mbola mahita mpivarotra amoron-dalana eny amin’ ny faritra Analakely sy ny manodidina iny. Helisoa Ny fidinana ifotony ataon’ny VMTT amin’ny faritra 22 eto amintsika. Fanjifana Tsy ho tana ny fiakaran’ny vidin-tsolika Miha-mafana hatrany amin’izao fotoana ny toe-draha- raha eo amin’ny Iraniana, ankilany, sy ireo firenena mpifanandrina aminy, miara-dia amin’ny Amerikana, andaniny. Niaiky ihany ny mpitondra any Teheran fa ny tafik’izy ireo no nitifitra ilay fiaramanidina Ukrainiana ary nahafatesana olona an-jatony. Izany tranga izany dia mampihenjana ny fifandraisany amin’i Ukraine, fa indrindra i Kanada sy Etazonia koa, izay nanameloka izany fitifirana izany. Tafiditra amin’ity raharaha ity ihany koa ny Britanika amin’izao fotoana, satria nambaran’ny Iraniana, fa nanatrika hetsika tsy nahazoan-dalana tao Teheran ny Ambasadaoron’i Grande Bretagne ary nisy ny hetsika an-dalambe nanoloana ny Masoivohon’i Iran tao an-drenivohitra Iraniana, noho ny fahatezeran’izy ireo tamin’izany fihetsik’ity diplaomaty Britanika ity. Ny olana mitranga any amin’iny faritr’i Moyen-Orient dia tsy maintsy hisy fiantraikany amin’ny vidin’ny solika eo amin’ny tsena iraisam-pirenena, tsy ho azo ihodivirana koa noho izany tsy ho ela, ny fiakaran’ity loharanon’an- gôvo ity aty amintsika. Aly Fiaramanidin’ny GS Aviation, misahana sidina anatiny eto amintsika. Nanao jery todika ny fo- toam-piasany ny lehiben’ ny faritra mpisolo toerana tao Vakinankaratra, ka azo lazaina fa fahombia- zana teo amin’ny fahaiza- mitantana no nataony nandritra ny fotoana ni- tantanany ny faritra Vaki- nankaratra. Raha tsiahi- vina dia ny 20 febroary 2019 no nivoaka tamin’ny alalan’ny filan-kevitry ny Minisitra ny didim-panja- kana manafoana ny fitan- tanan’ny Lehiben’ny fari- tra rehetra, ny voalohan’ ny volana martsa 2019 no nisy ny « Naoty » avy eo anivon’ny Ministeran’ny atitany sy ny fitsinjaram- pahefana mikasika ny fa- metrahana Lehiben’ny Faritra vonjimaika teto anivon’ny Faritra. Nanom- boka teo no nitantanana ny Faritra Vakinankaratra Vonjimaika ny « Adminis- trateur civil en chef de classe exceptionnelle » Rakotomahandry Thimo- té, no sady mbola mitana ny andraikitra Sekretera jeneraly. Amin’ny maha- mpintantana vonjimaika azy dia voafetra ihany ny fandaniana azony atao dia ny mikasika ny mpia- sa sy ny karamany ihany. Nanditra izany dia nanao ny fandaminana anatiny tamin’ireo mpiasa ny tom- pon’andraikitra, ka nafin- dra isaky ny departeman- ta mamaly ny fianarana norantoviny ireo mpiasa. Ankoatr’izay dia nikara- kara ny mikasika ny fia- hiana ara-tsosialin’ny mpiasa ny Lehiben’ny Fa- ritra mpisolo toerana izay mbola tsy nisitraka izany ny mpiasa hatramin’izay nisian’ny Faritra. Voaka- sik’izany avokoa na ny (CNAPS na ny CPR). Na- natsara ny fomba fiasa amin’ny fampidirana ireo loharanom-bola amin’ny alalan’ny hetra, ny mpi- tantana ny Faritra , ary ni- tondra fiakaran’ny taha amin’ny vola miditra iza- ny, na dia tsy manana ny fahefana feno amoahana vola aza ny Lehiben’ny Faritra Mpisolo toerana. Vita ihany koa ny kaon- tim-pitantanana 2018, sy ny tetibola fanampiny 2019 ary ny tetibola foto- tra 2020. Ho amin’ny fa- navaozana ny PRD « Plan Régional de déve- loppement » eto ani- von’ny Faritra Vakinanka- ratra dia efa niroso ta- min’ny fitadiavana ny fa- matsiam-bola ny Lehi- ben’ny Faritra Mpisolo toerana. 10 volana no ni- tantanan’ny Lehiben’ny Faritra Mpisolo toerana ny Faritra Vakinankaratra ta- min’ny taona 2019 ary mbola manohy ny fitanta- nana izy mandra-panen- dren’ny fanjakana izay handimby azy, azo am- bara hamantana sahan’ asa voalamina tanteraka ny mpitantana manaraka eto anivon’ny faritra Vaki- nankaratra. Solohery Vakinankaratra Nanao izay ho afany ny lehiben’ny faritra na mpisolo toerana aza Amin'izao izao fotoana izao dia manao fidinana ifotony any amin'ny dis- trika 22 eto amintsika, ny mpiasa eo anivon'ny Von- dron'ny Mpiady Tia Tanin- drazana etsy Analakely. Izao no atao dia mba ha- namarinana sy hanisana ny mbola velona amin' ireo bekotro maroholatra eo ambany fiahian'ny foi- bem-pitondran'ny Mpiady tia Tanindrazana. Ireto avy ny faritra voakasika amin' izany : Antanifotsy, Vohipeno, Farafangana, Lalangina, Isandra, Fia- narantsoa, Ambalavao Tsienimparihy, Ambohi- mahasoa, Ambositra, Ifa- nadina, Manakara, Ikon- go, Vangaindrano, Von- drozo, Toamasina, Bricka- ville, Vatomandry, Anta- nambao Manampotsy, Mahanoro, Ambatondra- zaka, Moramanga, Ano- sibe an'Ala, Manjakan- driana, Marolambo, Am- bovombe. Niaina Vondron'ny Mpiady Tia Tanindrazana Manisa ireo bekotro maroholatra akanga sisa nanamborana Fifamoivoizana an’habakabaka Nosokafana omaly ny zotra Antananarivo-Fianarantsoa- Mananjary-Antananarivo Nosokafana ny zotram-piaramanidina Antananarivo, Fianarantsoa, Mananjary, Antananarivo. Nanao sidina voalohany omaly alatsinainy ny fiaramanidin’ny kaom- pania GS Aviations, nisantatra ny zotra Antananarivo- Fianarantsoa-Mananjary-Antananarivo, izay niato nanomboka ny taona 2009. Indray mandeha isan-kerinandro aloha amin’izao fian- dohany izao no misy sidina, isaky ny alatsinainy, ary 470 000 Ariary ny saran-dalana ho an’ny olona iray mandroso fotsiny. Santatra ihany ny omaly, fa afaka roa na telo volana aorian’izao no hisesy ny sidina. Ha- maha olana ho an’ireo olona manana raharaha na asa maika atao any Fianarantsoa sy Mananjary izao zo- tram-piaramanidina tsy miankina vaovao izao. Aly Ambatondrazaka Renim-pianakaviana iray maty tampoka tany an-tsaha Renim-pianakaviana iray manodidina ny 50 taona eo no maty tampoka tany an-tsaha, tao amin'ny saha iray ao anatin'ny zanabohitra Podium, Fokontany Atsimon- drova Ambatondrazaka omaly alatsinainy maraina. Ta- min'ny 8 ora sy sasany maraina no nisy nampandre ny tompon'ilay saha, fa misy olona ao amin'ny taniny. Ni- dina nijery izany ilay tompona saha, ka taitra nahita ilay renim-pianakaviana niolomay nitady rano ary nampan- dre avy hatrany ny manodidina. Ireo mpiray vodirin- drina avy eo no nanome rano mafana ilay ramatoa, fa ilay tompon'ny saha kosa lasa nampandre ny sefo Fo- kontany. Akory ny hatairan’ny sefo Fokontany sy ilay rangahy tompon’ny saha rehefa niverina tao amin'ilay toerana, fa tsy nisy aina intsony ilay renim-pianaka- viana. Mbola tsy fantatra hatreto ny antony tena naha- faty azy. Stefa Ilay Ramatoa maty tao an-tsaha.

Upload: others

Post on 01-Aug-2020

3 views

Category:

Documents


0 download

TRANSCRIPT

Page 1: ANAlAkely sy Ny MANodidiNA Fifamoivoizana an’habakabaka N ... … · koa ny Britanika amin’izao fotoana, satria nambaran’ny Iraniana, fa nanatrika hetsika tsy nahazoan-dalana

ANAlAkely sy Ny MANodidiNA

Noesorin’ny polisin’ny Boriboritany i avokoa ireo mpivarotra

mibahana arabe

6Lah 1003 Talata 14 janoary 2020Samihafawww.gvalosoa.com

Ny fanalana mpivarotra nataon’ny polisy ao amin’ny Boriboritany voalohany.

Nidina ifotony tenyamin’ireo faritra mi-sy mpivarotra amo-

ron-dalana, toy ny etsyTsaralalana sy ny mano-didina, ireo Polisy miasaao amin’ny Kaomisarian’ny boriborintany voalo-hany etsy Analakely. Na-nentana ireo mpivarotrany Polisy ary mampio-mana azy ireo, mba hialaeo amin’ireo toerana ireoary hanatona ny Kaomi-nina hahafantaran’izy ireony toerana tokony ho azohivarotana. Izao no nataodia mba hanalefahana nyfitohanan’ny fifamoivoi-zana sy hahafahan’nympandeha an-tongotramandeha eny amin’ny « trottoir » ary entina ha-nabeazana ny mpam-

piasa lalana ao anaty fa-narahan-dalàna. Aorian’ny fanentanana nataon’ireo Polisy dia hiroso ha-

nala ireo mpivarotra izyireo amin’ny herinandromanaraka io, raha toa kambola mahita mpivarotra

amoron-dalana eny amin’ny faritra Analakely sy nymanodidina iny.

Helisoa

Ny fidinana ifotony ataon’ny VMTT amin’ny faritra 22 eto amintsika.

Fanjifana

Tsy ho tana ny fiakaran’ny vidin-tsolika

Miha-mafana hatrany amin’izao fotoana ny toe-draha-raha eo amin’ny Iraniana, ankilany, sy ireo firenenampifanandrina aminy, miara-dia amin’ny Amerikana,andaniny. Niaiky ihany ny mpitondra any Teheran fa nytafik’izy ireo no nitifitra ilay fiaramanidina Ukrainianaary nahafatesana olona an-jatony. Izany tranga izanydia mampihenjana ny fifandraisany amin’i Ukraine, faindrindra i Kanada sy Etazonia koa, izay nanamelokaizany fitifirana izany. Tafiditra amin’ity raharaha ity ihanykoa ny Britanika amin’izao fotoana, satria nambaran’nyIraniana, fa nanatrika hetsika tsy nahazoan-dalana taoTeheran ny Ambasadaoron’i Grande Bretagne ary nisyny hetsika an-dalambe nanoloana ny Masoivohon’i Irantao an-drenivohitra Iraniana, noho ny fahatezeran’izyireo tamin’izany fihetsik’ity diplaomaty Britanika ity. Nyolana mitranga any amin’iny faritr’i Moyen-Orient diatsy maintsy hisy fiantraikany amin’ny vidin’ny solika eoamin’ny tsena iraisam-pirenena, tsy ho azo ihodiviranakoa noho izany tsy ho ela, ny fiakaran’ity loharanon’an-gôvo ity aty amintsika.

Aly

Fiaramanidin’ny GS Aviation, misahana sidina anatiny eto amintsika.

Nanao jery todika ny fo-toam-piasany ny lehiben’ny faritra mpisolo toeranatao Vakinankaratra, kaazo lazaina fa fahombia-zana teo amin’ny fahaiza-mitantana no nataonynandritra ny fotoana ni-tantanany ny faritra Vaki-nankaratra. Raha tsiahi-vina dia ny 20 febroary2019 no nivoaka tamin’nyalalan’ny filan-kevitry nyMinisitra ny didim-panja-kana manafoana ny fitan-tanan’ny Lehiben’ny fari-tra rehetra, ny voalohan’ny volana martsa 2019 nonisy ny « Naoty » avy eoanivon’ny Ministeran’nyatitany sy ny fitsinjaram-pahefana mikasika ny fa-metrahana Lehiben’nyFaritra vonjimaika teto

anivon’ny Faritra. Nanom-boka teo no nitantananany Faritra VakinankaratraVonjimaika ny « Adminis-trateur civil en chef declasse exceptionnelle »Rakotomahandry Thimo-té, no sady mbola mitanany andraikitra Sekreterajeneraly. Amin’ny maha-mpintantana vonjimaikaazy dia voafetra ihany nyfandaniana azony ataodia ny mikasika ny mpia-sa sy ny karamany ihany.Nanditra izany dia nanaony fandaminana anatinytamin’ireo mpiasa ny tom-pon’andraikitra, ka nafin-dra isaky ny departeman-ta mamaly ny fianarananorantoviny ireo mpiasa.Ankoatr’izay dia nikara-kara ny mikasika ny fia-

hiana ara-tsosial in’nympiasa ny Lehiben’ny Fa-ritra mpisolo toerana izaymbola tsy nisitraka izanyny mpiasa hatramin’izaynisian’ny Faritra. Voaka-sik’izany avokoa na ny(CNAPS na ny CPR). Na-natsara ny fomba fiasaamin’ny fampidirana ireoloharanom-bola amin’nyalalan’ny hetra, ny mpi-tantana ny Faritra , ary ni-tondra fiakaran’ny tahaamin’ny vola miditra iza-ny, na dia tsy manana nyfahefana feno amoahanavola aza ny Lehiben’nyFaritra Mpisolo toerana.Vita ihany koa ny kaon-tim-pitantanana 2018, syny tetibola fanampiny2019 ary ny tetibola foto-tra 2020. Ho amin’ny fa-

navaozana ny PRD « Plan Régional de déve-loppement » eto ani-von’ny Faritra Vakinanka-ratra dia efa niroso ta-min’ny fitadiavana ny fa-matsiam-bola ny Lehi-ben’ny Faritra Mpisolotoerana. 10 volana no ni-tantanan’ny Lehiben’nyFaritra Mpisolo toerana nyFaritra Vakinankaratra ta-min’ny taona 2019 arymbola manohy ny fitanta-nana izy mandra-panen-dren’ny fanjakana izayhandimby azy, azo am-bara hamantana sahan’asa voalamina tanterakany mpitantana manarakaeto anivon’ny faritra Vaki-nankaratra.

Solohery

Vakinankaratra

Nanao izay ho afany ny lehiben’ny faritra na mpisolo toerana aza

Amin'izao izao fotoanaizao dia manao fidinanaifotony any amin'ny dis-trika 22 eto amintsika, nympiasa eo anivon'ny Von-dron'ny Mpiady Tia Tanin-drazana etsy Analakely.Izao no atao dia mba ha-namarinana sy hanisanany mbola velona amin'ireo bekotro maroholatra

eo ambany fiahian'ny foi-bem-pitondran'ny Mpiadytia Tanindrazana. Iretoavy ny faritra voakasikaamin' izany : Antanifotsy,Vohipeno, Farafangana,Lalangina, Isandra, Fia-narantsoa, AmbalavaoTsienimparihy, Ambohi-mahasoa, Ambositra, Ifa-nadina, Manakara, Ikon-

go, Vangaindrano, Von-drozo, Toamasina, Bricka-ville, Vatomandry, Anta-nambao Manampotsy,Mahanoro, Ambatondra-

zaka, Moramanga, Ano-sibe an'Ala, Manjakan-driana, Marolambo, Am-bovombe.

Niaina

Vondron'ny Mpiady Tia Tanindrazana

Manisa ireo bekotro maroholatra akanga sisa nanamborana

Fifamoivoizana an’habakabaka

Nosokafana omaly ny zotra Antananarivo-Fianarantsoa-Mananjary-Antananarivo

Nosokafana ny zotram-piaramanidina Antananarivo,Fianarantsoa, Mananjary, Antananarivo. Nanao sidinavoalohany omaly alatsinainy ny fiaramanidin’ny kaom-pania GS Aviations, nisantatra ny zotra Antananarivo-Fianarantsoa-Mananjary-Antananarivo, izay niatonanomboka ny taona 2009.Indray mandeha isan-kerinandro aloha amin’izao fian-dohany izao no misy sidina, isaky ny alatsinainy, ary470 000 Ariary ny saran-dalana ho an’ny olona iraymandroso fotsiny. Santatra ihany ny omaly, fa afakaroa na telo volana aorian’izao no hisesy ny sidina. Ha-maha olana ho an’ireo olona manana raharaha na asamaika atao any Fianarantsoa sy Mananjary izao zo-tram-piaramanidina tsy miankina vaovao izao.

Aly

Ambatondrazaka

Renim-pianakaviana iray maty tampoka tany an-tsaha

Renim-pianakaviana iray manodidina ny 50 taona eono maty tampoka tany an-tsaha, tao amin'ny saha irayao anatin'ny zanabohitra Podium, Fokontany Atsimon-drova Ambatondrazaka omaly alatsinainy maraina. Ta-min'ny 8 ora sy sasany maraina no nisy nampandre nytompon'ilay saha, fa misy olona ao amin'ny taniny. Ni-dina nijery izany ilay tompona saha, ka taitra nahita ilayrenim-pianakaviana niolomay nitady rano ary nampan-dre avy hatrany ny manodidina. Ireo mpiray vodirin-drina avy eo no nanome rano mafana ilay ramatoa, failay tompon'ny saha kosa lasa nampandre ny sefo Fo-kontany. Akory ny hatairan’ny sefo Fokontany sy ilayrangahy tompon’ny saha rehefa niverina tao amin'ilaytoerana, fa tsy nisy aina intsony ilay renim-pianaka-viana. Mbola tsy fantatra hatreto ny antony tena naha-faty azy.

Stefa Ilay Ramatoa maty tao an-tsaha.