Transcript
Page 1: AsA sosiALy Nanome rà ny miaramila Miomana amin’ny ...€¦ · nat m i’ y f d bacc farany teo. Ho fanta - tra amin’io fotoana io ny hoavin’ireo olona miisa 11 m i and hy

AsA sosiALy

Nanome rà ny miaramila

6Lah 994 Alakamisy 12 desambra 2019Samihafawww.gvalosoa.com

Fanomezan-drà nataon’ny miaramila tamin’ity herinandro ity.

Ireo rongony tratra tany Antsohihy.

Miezaka manao asasosialy koa ny mi-aramila eto amint-

sika, anisan’izany ny fa-nomezan’izy ireo rà mai-maimpoana ny mpiara-belona, satria izay mano-me rà, manome aina.Arak’izany, nandray an-jara tamin'ny fanomezan-drà, izay nokarakain'nymasoivohon'i Indoneziaeto amintsika sy ny voko-vokomena Malagasy, na

ny Croix Rouge Malaga-sy, ny teo anivon'ny Minis-teran'ny Fiarovam-pire-nena afak’omaly, izaytonga amin'ny adiany fa-haroa tamin'ity taona2019 ity. Izao no natao diany hanomezana sy ha-nampiana ireo izay me-tyho sanaatria tratran'ny tsyfahasalamana, indrindraamin'izao vaninandron'nyfety izao.

Niaina

Ireo mpitarika ny fikambanana Firaisankinan’ny Hoavinign’Anôsy Miatriky.

Taratasin’ny mpamakyTaratasy ampitaina amin’ny gazety Ny Valosoa Vao-

vao sy ny lecteurs-ny manaraka izao. Karana ny

mpanolotsaina manokana ara-économie ny filoha

Andry Rajoelina, dia gaga ny tena amin’izany. Firy

Malagasy manampahaizagna en économie mety

mavita asa io fa tsy itany mpitôndra é? Andeha

anao contrôle vôlany karana ampiasainy Malagasy

à Madagascar eto nametrahana izy eo sady ampan-

droso toe- karenany izy samy karana satria atsika

Malagasy tena dondrona niady faleovantegna nefa

misolelaka @ mpanjanaka koa. Maro olo mahay

économie zany amintsika, amin’ny Province jiaby,

misy mahay io, fa hiaro tombontsoan’ny karana sy

vazaha aby ataon’ny karana viavy io. President-

tsika koa citoyen Français ka raha karana ireo, ka

izay koa anton’io nomination io. Mampalahelo ant-

sika tena Malagasy.

Philippe Didier

Hivoaka amin’ny 17 des-ambra 2019 ho avy izaony didim-pitsarana maha-kasika halatra laza adina,na ny fivoahan’ny lazaadina mialohan’ny fotoa-na tamin’ny fanadinanabacc farany teo. Ho fanta-tra amin’io fotoana io nyhoavin’ireo olona miisa 11mianadahy nosamborinarehefa noahiahiana fa tao

ambadiky ny fivoahan’nylaza adina bakalôrea2019 nialohan’ny fotoana.Tamin’ny fiandohan’ny vo-lana septambra 2019 izyireo, efa-bavy sy fito lahy,no notanana am-ponjavonjimaika teny Antani-mora, ary afak’omaly noniakatra fitsarana taoamin’ny Fitsarana amba-ratonga voalohany Anosy.

Momba ity raharaha ity,nanome toromarika nyhanafainganana ny fitsa-rana ireo olona voatazonaam-ponja vonjimaika ny fi-loha Andry Rajoelina, ta-min’ny fitsidihana nataonynijereny ny zava-misy taoamin’ny fonjan’Antanimo-ra ny 31 oktobra 2019lasa teo. Ity fanapahan-kevitra ity aloha tsy nahi-

tana taratra izay toroma-rika avy amin’ny Filohaizay, mahaleotena amin’ny fanapahan-keviny nympitsara ; ny fitsaranakoa handeha hiala sasa-tra aorian’io fotoana io,ary afaka iray volana anyamin’ny tapaky ny volanajanoary 2020 any indrayvao hiverina hiasa.

Stefa

Halatra laza adina bacc 2019

Hivoaka ny 17 desambra ho avy izao ny didim-pitsarana

Naneho ny fitsipahany nyfifanarahana nataon'nyOrinasa Telma sy ny Fan-jakana, amin'ny fametra-hana "fibre optique" anyamin'ny "PLAGE LIBANO-NA" any Fort-Dauphin nyfikambanana Firaisanki-nan’ny Hoavinign’AnôsyMiatriky. Nanamafy ny fi-kambanana fa tsy mana-kana velively ny fampidi-rana ny " fibre optique" aoFaradofay ho fampandro-soana ny faritra sy i Ma-dagasikara, fa mandrosomarimaritra iraisana kosa.Satria tsara ho fantatra fa :- Vakoka (Patrimoine)nampalaza ny faritra aryfototra iorenan'ny fampi-roboroboana ny fizahan-tany sy ny toekarena hoan'ny faritra io LibanonaIo;- Tsy mazava hatreto ny

momba ny "Études d'im-pacts Environnementales"ary tsy nisy "Consul- tationpublique" -natao mialoha;- Misy barrage naturel(Récif corallienne) izaytsy maintsy ho voakitikaraha tanterahina ao iotetik''asa Io;-Manahy ny mponina fatsy ho tanteraka ilay fam-

panantenana ny ho fame-renana ilay toerana ma-natantara manerana izaotontolo izao.Koa ao anatin'ny fitadia-vana ny marimaritra irai-sana, sy fifampiresahana,dia mangataka ny Fanja-kana foibe mba:- Hanafoana ilay fifanara-hana nisy teo amin'ny Ori-

nasa Telma, izay natao ta-min'ny faran'ny volana no-vambra 2019 teo;- Hamindra ilay tetik'asaamin'ny toerana hafa etoFaradofay ihany, izaymaro sy midadasika aryazo tanterahina izanyaraka ny fenitra ilaina. Aryefa fantatr'ilay Orinasa.Ankoatra izany, manen-tana koa ny fikambananany amin'ny fandraisan'an-draikitry ny tsirairay arakaizay tandrify azy amin'nytsy fandriampahalemanamisy ao amin'ny distrikasy ny manodidina, izaymiseho amin'ny endrinymaro : famakiana fasan-drazana, ...Manantena ny firaisan-kina sy fifankatiavana ha-trany amin'ny asa fampa-ndrosoana ny Distrika syny Faritra.

Isambilo

Firaisankinan'ny Hoavinign'Anôsy Miatriky

Mitsipaka ny fanapotehana ny torapasik’i Libanona

Ny fanofanana ireo mpampiofana ao amin’ny EGNA Ambositra.

Miseho lany amin’izao fo-toana ny trafikana zava-mahadomelina rongonyany amin’ny faritra Sofiainy, toy ny any amin’ny re-nivohitry ny Faritra, aoAntsohihy. Manao ny ainytsy ho zavatra kosa anefana izany azan y mpitan-dro filaminana sy ny an-drimasom-pokonolonaany an-toerana. Vokany:rongony na Jamala 1 tmahery no saron'ny mpi-tandro filaminana tao Am-bodimandresy, tany amin’iny faritra iny tamin’ity he-rinandro ity. Tao amin'nyfokontany Antabohitra,kaominina Ambodiman-dresy distrikan'Antsohihy

no nahatratrarana izanyrongony izany, nohon'nyfiaraha-miasa tamin'ny fo-konolona sy ny mpitandro

filaminana. 32 ireo olonanitondra ny entana, fa vo-katry ny fifanjevoana diatafaporitsaka izy ireo, fa

ny iray no voasambotra .Nodorana tao Antsohihyireo zava-mahadomelina1 t mahery ireo, izay ta-mina gony miisa 64. Teoimason'ny manampahe-fana avy ao amin'ny fari-tra Sofia, mpitandro fila-minana , ny mpanao ga-zety ary olon-tsotra nonandorana azy . Nankasi-traka ny fiaraha-miasamiaraka amin'ny fokono-lona ny mpitandro filami-nana avy amin'ny Kom-panian'ny Zandarimari-am-pirenena any Antso-hihy ary manentana symaniry ny hitohizan'izanyfiarahamiasa izany .

Ny Valosoa

Faritra Sofia

Miseho lany ny trafikana rongony

Sekolin’ny zandary Ambositra

Miomana amin’ny fandraiana ny andiany manaraka faha-75Miomana fatratra amin’ny fandraisana ny andianympiofana manaraka, andiany faha-75 amin’izao fo-toana, ny sekolin’ny zandarimariam-pirenena, na nyEGNA Ambositra. Ao anatin’izany, tontosaina nanom-boka ny alatsinainy teo ao amin'ny Sekolin’ny Zanda-rimariam-pirenena Ambositra, ny fanitaran-traikefa hoan'ireo Mpiandraikitra sy Mpanofana ary Mpanabe hi-sahana ny fanofanana ireo mpianatra ho Zandary an-diany faha 75 ho avy izao. Ny kolonely Ramasitera avyeo anivon'ny Fibaikoana ireo sekoly sy fanofanana(CEGN), sy ny kolonely Miandrisoa, komandin'nyEGNA no misahana izany mandritry ny efarana. Tsaraampahatsiahivina fa efa miakatra bakalôrea izao nymari-pahaizana ho an'ny mpianatra ho zandary, ka tsymaintsy ampiakarina koa ny fari-pahaizana sy ny trai-kefan'ireo mpanofana. Tsara ho fantatra ihany koa fataorian'ny fivorian'ireo tomponandraikitra ambony aoanivon'ny Zandarimaria, dia nosafidiana manokana nyfampiharana ny atao hoe "Méritocratie", n any kolont-sain’ny fahamendrehana.

Stefa

Que le Sacré Cœur de Jésussoit loué, adoré et glorifié àtravers le monde pour dessiècles et des siècles, Amen.

PRIERE AU SACRE CŒUR

Remerciements au Sacré Cœur pour faveurs obtenues.Faniry R.

Dites cette prière 6 fois/ jour pendant 9 jours et vosprières seront exaucées même si cela semble impossible.N’oubliez pas de remercier le Sacré Cœur avec pro-messe de publication quand la faveur sera obtenue.

Top Related