jean louis robinson: f’iza no hifidy filoham-pirenena mamo ... · jean louis robinson: f’iza no...

2
Jean Louis Robinson: F’iza no hifidy Filoham-pirenena mamo imasom-bahoaka ? Mardi, 26 Novembre 2013 06:50 - Mis à jour Jeudi, 28 Novembre 2013 08:47 Ny eto aminy madagate.com, Tompoko, tsy mionona amin’ny tsao sy baikon’ny alako bika tsy tiako tarehy, toa ny ataon’ireo gazety sasany manompo olona fa tsy mikendry ny tombontsoan’ny maro an’isa velively. Rehefa misy tranga tsy mandeha amin’ny laoniny dia tsy maintsy manadiady aloha vao mamoaka lahatsoratra. Indrindra moa raha mikasika ireo olona mpitondra sy hitondra ny firenena. Ny Asabotsy 23 Novambra 2013 dia namoaka lahatsoratra roa (iray amin’ny teny frantsay, iray amin’ny teny malagasy) ny gazety mpiseho isan’andro « La Gazette de la Grande île » (io ambony io ny pejy voalohany) : mamo toaka imasom-bahoaka i Robinson . Tsy i Mamy Robinson mpihira akory ilay olona noresahiny fa dia ilay Dokotera Jean Louis Robinson, iray amin’ireo kandida roa hiatrika ny fiodinana faharoa amin’ny fifidianana izay ho Filoham-pirenena voalohan’ny Repoblika faha-efatra. Raha ny afa aloha dia iny no tonga dia nosaovaliany hanaratsiana ilay olona. Eny na tsy misy porofo mazava aza. Ary amin’ny ora nanoratako izao lahatsoratra izao, gazety firy ary gazety iza no namoaka io toe-javatra sady mahamenatra no manala baraka ny firenena iray manontolo io ? 1 / 2

Upload: others

Post on 15-Aug-2020

0 views

Category:

Documents


0 download

TRANSCRIPT

Page 1: Jean Louis Robinson: F’iza no hifidy Filoham-pirenena mamo ... · Jean Louis Robinson: F’iza no hifidy Filoham-pirenena mamo imasom-bahoaka ? Mardi, 26 Novembre 2013 06:50 - Mis

Jean Louis Robinson: F’iza no hifidy Filoham-pirenena mamo imasom-bahoaka ?Mardi, 26 Novembre 2013 06:50 - Mis à jour Jeudi, 28 Novembre 2013 08:47

Ny eto aminy madagate.com, Tompoko, tsy mionona amin’ny tsao sy baikon’ny alako bika tsytiako tarehy, toa ny ataon’ireo gazety sasany manompo olona fa tsy mikendry nytombontsoan’ny maro an’isa velively. Rehefa misy tranga tsy mandeha amin’ny laoniny dia tsymaintsy manadiady aloha vao mamoaka lahatsoratra. Indrindra moa raha mikasika ireo olonampitondra sy hitondra ny firenena.

Ny Asabotsy 23 Novambra 2013 dia namoaka lahatsoratra roa (iray amin’ny teny frantsay, irayamin’ny teny malagasy) ny gazety mpiseho isan’andro « La Gazette de la Grande île » (ioambony io ny pejy voalohany) : mamo toaka imasom-bahoaka i Robinson. Tsy i Mamy Robinson mpihira akory ilay olona noresahiny fa dia ilay Dokotera Jean LouisRobinson, iray amin’ireo kandida roa hiatrika ny fiodinana faharoa amin’ny fifidianana izay hoFiloham-pirenena voalohan’ny Repoblika faha-efatra. Raha ny afa aloha dia iny no tonga dia nosaovaliany hanaratsiana ilay olona. Eny na tsy misyporofo mazava aza. Ary amin’ny ora nanoratako izao lahatsoratra izao, gazety firy ary gazetyiza no namoaka io toe-javatra sady mahamenatra no manala baraka ny firenena iray manontoloio ?

1 / 2

Page 2: Jean Louis Robinson: F’iza no hifidy Filoham-pirenena mamo ... · Jean Louis Robinson: F’iza no hifidy Filoham-pirenena mamo imasom-bahoaka ? Mardi, 26 Novembre 2013 06:50 - Mis

Jean Louis Robinson: F’iza no hifidy Filoham-pirenena mamo imasom-bahoaka ?Mardi, 26 Novembre 2013 06:50 - Mis à jour Jeudi, 28 Novembre 2013 08:47

Ireo mampianatra sy mpanabe ao amin'ny IEP Ny andro nisehoan’io resa-toaka io dia ny zoma 22 Novambra 2013, taorian’ny namoahan’nyC.E.S. ara-pomba ofisialy ny vokatry ny fiodinana voalohany, tamin’ny 25 Oktobra 2013.Tafiditra amin’ny fiodinana faharoa ny kandida laharana faha-3, Hery Rajaonarimampianina, syny kandida laharana faha-33, Jean Louis Robinson. Dia samy faly daholo izy roalahy ka diasamy mba nanao “arrosage” amina fomba samihafa. Ny tolakandron’io anefa, nasain’ny taoaminy IEP -Institut d’Etude Politique- na Ivon-toerana ambonymomba ny Fandalinana ny taranja Politika etsy Ampandrana, izy roalahy ireo mbahamelabelatra ny fijeriny ny tontolo politika eto Madagasikara. Ingahy Robinson no tokonyniditra voalohany, kinanjo tsy teo izy tamin’ny ora nifanomezana. Dia ny kandidaRajaonarimampianina no niresadresaka tamin’ireo mpianatra maro aloha.

Mety nanao "arrosage" koa i Hery Rajaonarimampianina, fa tsy hita soritra mihitsy teto Vita ny famelabelaran-kevitry ny kandida Rajaonarimampianina, nefa mbola tsy hita foana nykandida Robinson. Efa nadiva hilentika ny masoandro vao iny izy no nipoitra ihany. Fa dia tenanamoehatra e ! Niafarany moa dia tsy tezitra ireo mpianatra ka tsy navelany nanohy intsony: “izao ve ny état-ny dia ahoana!”, hoy ny maro. F’inona marina no nitranga tamin’io zoma “magnifique”io ?

Tokony ho nisy nahay nandamina hisorohana ny fahafaham-baraka nataon'i Jean LouisRobinson iny. Maninona tsy teo no eo dia nentina nody izy ary nitady fanazavanamitombona? Aretina tampoka, ohatra? Fa tsy vazavaza nanintona ny manodidina sy nympianatra ? Asa na diso daozy loatra ingahy dokotera fa dia efa tonga tamin’ny ora voatondro izy saingy tsynivoaka ny fiara izay nijanona tao amin’ny “parking” ao ambany. Hitan’ny mpianatra anefa izyka izay no nahatonga azy ireo nilaza hoe: “handrasanay foana fa tsy maninona”.Niaraka taminy tamin’io fotoana io dia Andriamatoa isany Razoarimihaja Solofonantenaina syny Talé Jeneraly ity sekoly Ambony ity. Ny voalohany moa dia tsy nampaninona azy rahahiatrika ireo mpianatra ingahy Robinson, fa ny faharoa kosa - dia tena nandà: “Izao ve ny état-ny dia ahoana no hiakarany ao?”,hoy izy. Ary dia nifamaly teo izy roalahy ireo. Nisy mpanao gazety teo naka sary sy video.Rehefa hitan’i  ilay tompon'andraikitra io dia norahonany: “Mpanao gazetin’iza koa ialahy io?”.Rehefa nitonona ny orinasany ilay “mpanao gazety”dia nentiny tany ambadika tany…

Mikaiki-molotra sisa ingahy dokotera kandida "favori" mamo imasom-bahoaka Farany moa dia niakatra tany ambony ihany ingahy Jean Louis Robinson. Diso izany hoenotantanana izy. Fa rehefa nifanatrika tamin’ireo mpianatra vao tsikaritra tokoa fa tsy “en forme”ity kandida laharana faha-33 ity. Tezitra tamin’izay ny mpianatra ary tsy navelany nanohyintsony ity kandida manala-baraka tena, nefa milaza ho “favori”amin’ny fifidianana ho Filoham-pirenena Malagasy. Tena mamo tokoa izy fa tsy hoe tratry nyaretina tampoka. Raha izay mantsy ny marina, tsy nampanahirana ny nanazava, satriatadidin-tsika fa vao tsy ela dia nodidiana teo amin’ny fony ity dokotera afa afa ity. Afa afa satria,voalohany: efa tsy salama ianao maninona no mbola nisotro toaka ? Tsy azo nialana angaha?Faharoa: ianao kandida ho filoham-pirenena, tokony manome ohatra tsara ho an’ny vahoaka.Tsy misy mandràra an’iza amin’ny fisotroana fa kosa dia imason’ireo tanora hanangana nyhoavy ve no “katry”araka ny fiteny ankehitriny? Ka iza marina izany no hifidy Filoham-pirenena mamo imasom-bahoaka ? Sa ve azo leferina izany toe-javatra izany satria “vao tamin’iny ihany”?

Talanjona ireo mpianatra... Fa maninona koa no misy mpanao gazety (mpaka sary ny marimarina kokoa) mety vidiam-bolaka dia tsy namoaka mihitsy ireo sary sy videos mirakitra ilay fifamaliana sy i Robinsonnivembena fa sary afa no navoaka ? Misy ireo ary fantatro ilay naka ny sary sy videos.Tamin’ireo no nangalana ireo sarin’i Robinson roa mandravaka ity lahatsoratra ity. Sivanasandaina vola ( “censure monnayée” ) no anaran’izany. Toe-javatra toa izany no manimba nyasam-gazety eto Madagasikara. Asa koa, nisy nanome baiko tany ho any. Ianao nilaza fa “mitsinjo ny carrier-ko” io, dia mba asio fandinihina ny tenanao satria tsy amin’izany fomba izany ianao no haharitraela eo amin’ny sehatry ny fanaovan-gazety. Izao ianao dia efa fitaovana eo am-pelatanan’ireompanao politika. Iza no niteny anao hoe raiso ilay vola? Tsy anonona anarana aho eto fa diahitsio aingana ny famindranao ry leikely a!

Tsy ao intsony ingahirainy e ! Tsy dia mahita nefa nanala solomaso indray Fa ny vokan’izany rehetra izany dia mampametraka ity fanontaniana ity: mendrika hoFiloham-pirenena tokoa ve ny olona toa an’ny Dokotera Jean Louis Richard? Satria vaokandida fotsiny dia tsy maha fehy tena. Taizan’ny aretim-po koa izy ka tena hahavita izanyasana Filoham-pirenena tokoa ve?

Santionany ity ary lavitra no nangalana azy tao Parisy Eto aho dia manararaotra koa mitodika amin’ireo hoe GTT, indrindra ny ao Parisy (Frantsa).Hajanony ny toe-tsaina mipetraka eo amin’ny valifaty. Tonga aty am-poto-tsofiko ny hoe: rehefatafaverina ingahy Ravalomanana dia io mpanao gazetin’ny madagate.com io no hampidirinaany am-ponja voalohany sy ny maro afa koa. Fomba fiadin’ny kanosa izany. Fantatro daholo nany anaranareo aza. Tsy ianareo ireo akory no ampitahotra ahy. Tsy vao izao aho no nanaogazety ary ny madagate.com niorina tamin’ny volana Febroary 2001. Manaraka: tamin’ny taona1991 aho efa natao sambo-belona tany Diego. Efa maro ireo fandrahonana azoko, fa nymarina, marina foana ary mandresy foana. Ny fiainanareo any am-pita dinihina fa hatsaharo nyrediredinareo. Sa tianareo havoakako eto tokoa ny anaranareo sy ny sarinareo tsirairay? Ny tenanareo sy ny teninareo no tokony hatahoranareo voalohany fa tsy izaho velively. Aryhianaro ny tantaran’ny Madagasikara fa aza manao toe-tsainan’olona jamba sy fenofankahalana. Inona no mba lova hapetrakareo ho an’ny taranakareo rehefa maty ianareo? Katohizo ihany fa mahatatesa kosa ny vokan’ny ataonareo. Izay mifafy rivotra mijinja tadio.Mamerina eto koa aho fa raha iray ny fahavaloko, iray koa ny namako. Jeannot Ramambazafy – 26 Novambra 2013

2 / 2