ny fambolena ovy - wordpress.com · 2014. 5. 19. · ny fambolena ovy voly ambony kibotry...

2
Ny fambolena ovy Voly ambony kibotry ( fahavartra ) Voly ambony kibotry ( fahavartra ) Voly ambony kibotry ( fahavartra ) Voly ambony kibotry ( fahavartra ) Manao kibotry lavalava Asiana kanaly na lavaka eo afovoany Alatsaka ao ny ovy ary totofa- na moramora Fikarakarana sy fikojakojana Fikarakarana sy fikojakojana Fikarakarana sy fikojakojana Fikarakarana sy fikojakojana Tondrahana ny ovy ary tsy lemana ny raviny Totofana voalohany rehefa afaka 3 - 4 herinandro (15 - 20sm ny haavony ovy) Totofana faha-2 sady mitondra zezika fanampiny rehefa mandoroboka Raha ilaina dia afaka manototra faha - 3 Fiotazana sy fitehirizana Fiotazana sy fitehirizana Fiotazana sy fitehirizana Fiotazana sy fitehirizana Tapahina ny taho 15andro milaoha ny fiotazana Kendrena tsy haratra ny ovy ary tsy sa- sana Tehirizina ambony talatalana, 20sm ny hateviny eo ambont talatalana) amin’ny toerana misy rivotra mifamezivezy Fotoam Fotoam Fotoam Fotoam- - -pambolena aty Ihorombe pambolena aty Ihorombe pambolena aty Ihorombe pambolena aty Ihorombe Fiasana ny tany Fambolena Fikarakarana Fiotazana Avril - Juin Mai - Juillet Mai - Sept Août - Octobre Vokatra tokony ho azo 20 - 30T/Ha na 200 - 300Kg/Ara Association FERT Projet AROPA, Association FERT Projet AROPA, Association FERT Projet AROPA, Association FERT Projet AROPA, Lot IVN 17 Tanamba Ihosy 313 Lot IVN 17 Tanamba Ihosy 313 Lot IVN 17 Tanamba Ihosy 313 Lot IVN 17 Tanamba Ihosy 313 E E E- - -mail : [email protected] mail : [email protected] mail : [email protected] mail : [email protected]

Upload: others

Post on 19-Apr-2021

33 views

Category:

Documents


12 download

TRANSCRIPT

Page 1: Ny fambolena ovy - WordPress.com · 2014. 5. 19. · Ny fambolena ovy Voly ambony kibotry (fahavartra) • Manao kibotry lavalava • Asiana kanaly na lavaka eo afovoany • Alatsaka

Ny fambolena ovy

Voly ambony kibotry ( fahavartra )Voly ambony kibotry ( fahavartra )Voly ambony kibotry ( fahavartra )Voly ambony kibotry ( fahavartra ) • Manao kibotry lavalava

• Asiana kanaly na lavaka eo afovoany

• Alatsaka ao ny ovy ary totofa-na moramora

Fikarakarana sy fikojakojanaFikarakarana sy fikojakojanaFikarakarana sy fikojakojanaFikarakarana sy fikojakojana • Tondrahana ny ovy ary tsy lemana ny

raviny • Totofana voalohany rehefa afaka 3 - 4

herinandro (15 - 20sm ny haavony ovy) • Totofana faha-2 sady mitondra zezika

fanampiny rehefa mandoroboka • Raha ilaina dia afaka manototra faha - 3

Fiotazana sy fitehirizanaFiotazana sy fitehirizanaFiotazana sy fitehirizanaFiotazana sy fitehirizana • Tapahina ny taho 15andro milaoha ny

fiotazana • Kendrena tsy haratra ny ovy ary tsy sa-

sana • Tehirizina ambony talatalana, 20sm ny

hateviny eo ambont talatalana) amin’ny toerana misy rivotra mifamezivezy

FotoamFotoamFotoamFotoam----pambolena aty Ihorombepambolena aty Ihorombepambolena aty Ihorombepambolena aty Ihorombe

Fiasana ny tany Fambolena Fikarakarana Fiotazana

Avril - Juin

Mai - Juillet

Mai - Sept

Août - Octobre

Vokatra tokony ho azo 20 - 30T/Ha

na 200 - 300Kg/Ara

Association FERT Projet AROPA,Association FERT Projet AROPA,Association FERT Projet AROPA,Association FERT Projet AROPA, Lot IVN 17 Tanamba Ihosy 313Lot IVN 17 Tanamba Ihosy 313Lot IVN 17 Tanamba Ihosy 313Lot IVN 17 Tanamba Ihosy 313

EEEE----mail : [email protected] : [email protected] : [email protected] : [email protected]

Page 2: Ny fambolena ovy - WordPress.com · 2014. 5. 19. · Ny fambolena ovy Voly ambony kibotry (fahavartra) • Manao kibotry lavalava • Asiana kanaly na lavaka eo afovoany • Alatsaka

Fampitsimohana azyFampitsimohana azyFampitsimohana azyFampitsimohana azy • Apetraka amin’ny toerana malomaloka, azon-drivotra ary mandomando (ambony fasika lena na hindim-bary nolemana) • Tsy mifam-pitaingina ary atao ambony ny masony • Tapahina in-1 raha misy lava loatra noho ny namany

Voly amin ’ ny kanalyVoly amin ’ ny kanalyVoly amin ’ ny kanalyVoly amin ’ ny kanaly • Ovy efa misy tsiriny maroraro no

ambolena

• Elanelan’ny kanaly: 60-70sm

• Elanelan’ny ovy: 30-40sm

• Halalin’ny kanaly:10-15sm

• Totofana tany malemyavy eo

Voly anaty lavakaVoly anaty lavakaVoly anaty lavakaVoly anaty lavaka

• Manao lavaka ary ampifangaroina

ao ny zezika sy tany

• Atao ao anty lavaka ny ovy ary

totorana avy eo

Mombamomba azy amin ’ ny ankapobenyMombamomba azy amin ’ ny ankapobenyMombamomba azy amin ’ ny ankapobenyMombamomba azy amin ’ ny ankapobeny • Voly mamody, azo atao sakafo na fidiram-bola ny

fambolena azy • Ireo karazany: Meva, Pôta, Spunta, Garana, Lava,

Diamondra, Miova, sns. • Ireo iray tarika aminy: Voatabia, paraky, anamamy,

sakay, sns

Fisafidiana sy fikarakarana ny tanyFisafidiana sy fikarakarana ny tanyFisafidiana sy fikarakarana ny tanyFisafidiana sy fikarakarana ny tany • Volena eny an-tanety rehefa amin’ny faha-

varatra, eny an-tanim-bary amin’ny ririnina. • Tsy nisy aretina ny ovy na ireo iray tarika aminy nambolena teo aloha • Tsy mihandrondrano sy tsy be tanimanga • Iray volana mialoha, aparitaka ny zezika tain’omby na komposta ary asaina ny tany rehefa avy eo.

Fisafidiana ny masomFisafidiana ny masomFisafidiana ny masomFisafidiana ny masom----boly hambolenaboly hambolenaboly hambolenaboly hambolena • Masom-boly voafantina: salama tsara, tsy maratra • Halehibeny: toy ny atody aloho no tsara (tsy kely na lehibe loaytra) • Lanjany: 15 - 25Kg/Ara arakaraky ny ha-lehibeny. • Misy masony tsara ary in-3 nambolena