tatitra fametrahana ny miralenta any amin’ny...
TRANSCRIPT
TATITRA
FAMETRAHANA NY MIRALENTA ANY AMIN’NY VONDROM-PARITRA IFOTONY
DINGANA FAHA: 5
FIRENENA: MADAGASCAR
KAOMININA AMBONIVOHITRA MAHAJANGA
DATY: 08-10 OCTOBRE 2012
TOERANA: HOTEL DU PHARE
FIZAHA-TAKELAKA
FAMPIDIRANA ...................................................................................................................... 2
TANTARA ............................................................................................................................. 3
FIZOTRY NY ATRIKASA ......................................................................................................... 4
FAMPIASANA SY FAMPIHARANA ............................................................................................ 4
HEVITRA NIVOAKA NANDRITRA NY ADY HEVITRA .................................................................. 4
ANNEXE ...................................................................................... Erreur ! Signet non défini.
FITAMBARANY ..................................................................................................................... 7
TOVANA
FAMPIDIRANA Ny andron’ny 05 sy 06 oktobra 2012 dia tafavory tao amin’ny “HOTEL DE
VILLE” teto Mahajanga ny mpiatrikasa momba ny fametrahana ny miralenta aty amin’ny
vondrom-bahoakam-paritra ifotony .Ny tanjon’ny fanohizana ny atrikasa dia mbola ho
fametrahana ny Kaominina Ambonivohitra Mahajanga ho ivon-toerana mendrika ho
fametrahana ny miralenta ka hanantanterahana ireo dingana efa natomboka.
Ireo mpandray anjara dia nahitana ny solontena avy amin’ireo
mpiandraikitra ao amin’ny Kaominina, ireo mpanolo-tsaina, ny solontena avy eny
anivon’ny fokontany,sy ireo fiaraha-monim-pirenena ary tompon’andraikitry ny
fampandrosoana.
Ny anton’ny atrik’asa dia noho ny fampidirana fandaharam-piofanana hafa toy
miralenta sy ny fampandroana ara-toekarena
Anisan’ny zava-dehibe natao tamin’io koa ny fanaovana drafitr’asa momba ny
fametrahana ny miralenta eny ifotony sy ny ady amin’ny herisetra
TANTARA Tamin’ny taona 2003 no nanaovan’ny GENDER LINKS fanadihadiana feno
momba ny fiantraikan’ny fandraisan’ny vehivavy anjara amin’ny politika tao amin’ny FAA
(Fifanarahan’ny Faritra Atsomon’i Afrika). Anisan’ny zava-dehibe tsapa tao amin’ny
“Ringing up the Changes, Gender in Politics in Southern Africa” na “Famohazana amin’ny
torimaso ka hirosoana amin’ny fanovana sy amin’ny Miralenta eo amin’ny sehatra politika
ao amin’ny faritra FAA” fa ny fitondrana ifotony dia sehatra iray izay mampalahelo fa
nohamaivanina tao amin’ireo lahateny aman-tsoratra mikasika ny Miralenta sy ny
fitondrana ifotony. Vokatr’izany, nanao fikarohana mamaky lay ny GENDER LINKS
tamin’ny taona 2006/2007 tao amin’ny Coalface: Gender and local government, (sur le
terrain: Genre et collectivité locale na eny an-tsehatra: Miralenta sy Fitondrana ifotony)
tany Afrika, Lesotho, Maurice ary Namibie.
Hita tamin’io fanadihadiana io fa vitsy ny fampiharana natao mba
hametrahana ny foto-kevitry ny Miralenta amin’ny drafitra fampandrosoana rehetra eo
anivon’ny fitondrana. Vitsy koa ny fanamafisana ny fahaiza-manaon’ireo mpanolo-tsain’ny
Kaominina hahay hitarika asa. Nanomboka tamin’izay dia nitarina tamin’ny firenena sivy
hafa ny fanadihadiana. Eo amin’ny fomba fiasa indray: raha vao vita ny tatitra an-tsoratra
momba ny fikarohana natao dia nanao fampiofanana momba ny fampahafantarana sy ny
paika any amin’ireo firenena tsirairay avy ireo miaraka amin’ireo mpiombona antoka sy ny
mpiara-miasa fototra ny GNDER LINKS.
Ny tsara indrindra aza dia miaraka amin’ireo fikambanana miankina amin’y
Fanjakana ifotony ao amin’io firenena io no hanoritana ny lalana hanatanterahana ny
paika sy hanaovana ny atrikasa momba ny drafitrasan’ny Herisetra sy ny Miralenta ao
amin’ny faritany, faritra ary distrika. Izany dia natao mba hanamarinana fa manana
drafitrasa momba ny Miralenta daholo ny Kaominina rehetra. Tamin’ny volana Marsa 2010
dia nanao ny Fivoriana an-tampony voalohany momba ny fampanjakana ny rariny eo
amin’ny Miralenta sy ny fitondrana ifotony ary ny fanambiny ny GENDER LINKS mba
hanangonana ny porofon’ireo fanapahan-kevitra arahina asa noraisin’ny fitondram-
panjakana sy ny olon-tsotra hampitoboana ny fahefana ananan’ny vehivavy sy
hampitsaharana ny Herisetra.
FIZOTRY NY ATRIKASA Famerenana ny dingana natao teo aloha ka nansongadinana indrindra ny
fahazahoan’ny mpiatrika izany toy ny filàna fototra mila paikady sy ny filàna fototra
andavan’andro .
Nidirana ny fanombohana sy fanazavana ny hanaovana ny drafitrasa kaominaly
manohina ny miralenta
Nozaraina ho vaomiera na vondrona efatra ny mpizaika ka nomena “canneva” ohatra
misy ny drafitrasa mba hakany lesona ka nikatroka avy eo; nisongadina manokana ny tao
amin’ny momba ny fahasalamana satria nahitana mpitsabo telo tao amin’ny tarika
nanantateraka izany sady ny isan-tarika dia nozarazaraina mba ho tandrify ny andraikitra
sahaniny.
FAMPIASANA SY FAMPIHARANA Fanontaniana ny hevitr’olona manokana sy ny fampatsiahivana ny dingana vita
teo aloha no nitondrana ny fandaharana.
Notohizana tamin’ny asa isam-baomiera mba ahafantarana marina ny olana misy
eny amin’ny kaominina tsirairay avy momba ny miralenta sy ny fampadrosoana eny
ifotony. Fandrafetana ny drafitr’asa kaominaly nataon’ireo mpizaika isam-boamera ;avy
eo nanao famintinana isaky ny solo-tenan’ny tarika tsirairay no namaranana ny atrikasa.
Nofaranana tamin’ny fandinihina ny programa na dingana lehibe di any
fankalazana ny “sixty days”ka nivoahana daty hakana fandinihina.
HEVITRA NIVOAKA NANDRITRA NY ADY HEVITRA Maro ireo tosa-kevitra nivoaka nandritra ny fifanakalozan-kevitra.
Nisongadina ireo lafiny fahasalamana nandritra ny fanaovana drafitrasa satria
lesoka lehibe teto Mahajanga ny fahavitsian’ny sampana toerana handraisana ireo voan’ny
tsimok’aretina VIH SIDA.
Tokony hovelomina tsara ireo sampana mpandray an-tanana eto Mahajanga ho
an’ireo niharan’ny herisetra.
Manoloana izany rehetra izany dia manana andraikitra betsaka ny kaominina mba
hanamaivanana sy hamahana ireo olana hita tao anaty drafitrasa ka dia navadika ho asa
mivaingana sy fandraisana andraikitra izany
Annexe A : Programme
STAGE 5 – Atelier de développement des plan d’action Sur le genre et la lutte contre les VBG
Commune Urbaine de Moramanga PROGRAMME
05-06 Novembre 2012 05 Novembre 2012
Heure Thème Qui?
08:30-09:00 Accueil des participants Formateurs
09:00-10:00 Rappels :
Besoins pratiques et stratégiques
Genre de développement économique
VBG 16 jours d’activisme ( I
stories)
Formateurs
10:00-10:30 VIH SIDA Formateurs
10 :30-10 :45 Pause-café
10:45-11:30 Travail de groupe
Restitution
Tous les participants
11:30-12:30 Rappel Genre et budget
Analyse du budget de la commune
Tous les participants
12 :30-14 :00 Déjeuner
14:00-14:30 Comment développer un plan
d’action ?
Formateurs
14:30-16:30 Travail de groupe :
Groupe 1 : Plan d’action
Tous les participants
Heure Thème Qui?
genre
Groupe 2 : plan d’action VBG et 16 days
06 novembre 2012
08:30-10:30 Suite travail de groupe Tous les participants
10 :30-10 :45 Pause-café
10:45-12:30 Restitution Tous les participants
12 :30-14 :00 Déjeuner
14:00-15:00 Suite restitution Tous les participants
15:00-16:00 Finalisation et collecte des I stories Tous les participants
16 :00-16 :30 Evaluation et prochaines étapes Tous les participants
Annexe B: Fiche de présence
Fandaharana: Stage 5 (CUMAHAJANGA)
Firenena: MADAGASCAR Toerana: HOTEL DU VILLE
Daty: 05 ET 06 OCTOBRE 2012 FANAMARINAM-PAHATONGAVANA
N°
Anarana & Fanampiny SEXE Toerana hiandreketana
Andraikitra TEL E mail
1 Sylvain Angelina F MAHAJANGA . Gestionnaire du FAWE
0331163484 ange.sylvainàyahoo.fr
2 TERA Albertine F Mahajanga I TALEN’ny sekoly CEG sy conseillere municipale
032 40 443 71 [email protected]
3 RAFANOMEZANTSOA Solofo M Mahajanga I Resonsable de renforcement de capacité CDEF
032 04 28867 033 05 862 14.
[email protected] [email protected]
4 RAKOTOVAO Judith Rachelle
F Mahajanga I journaliste
034 87 496 61 032 50 720 15
5 ZAFIMAHOVA Vanessa F Mahajanga I journaliste
032 11 001 02
6 RAMANANTENASOA Madeleine F Mahajanga I jounalister 032 45 611 18
7 RAKOTOARISOA Jean De Dieu M Mahajanga I Chef de service culture education CUM
032 12 602 40 [email protected]
8 RAKOTOARISON Hanitriniaina F Mahajanga I Secretaire service culture educatition CUM
033 09 354 52
9 RASOAMALANDY Rosaline F Mahajanga I Chef de division de l’enseignement primaire DREN
032 55 789 59 034 40 907 11
10 MAROTIA Emile M Mahajanga I Directeur des affaires sociales et santé
033 07 143 28
11 RASOLONDRAZANA Justin M Mahajanga I Adjoint SPPSE Police nationale
032 24 451 49
12 RASAMIARIMANANA Charles Michel M Mahajanga I Chef ZAP CISCO M/JANGA I
033 55 979 71 034 29 511 88
13 RASOAMAMPIONONA Lalao Benedicte F Mahajanga I DIRECTEUR DE CABI NET REGION BOENY
033 14 651 53 [email protected]
14 RAJAONARIVELO Philippe M Mahajanga I Chef de division ARPLS boeni
032 42 407 47 [email protected]
15 RABESON Rosalie Aimée F Mahajanga I SR/DRSP BOENY 032 43 809 25 [email protected]
16 HOASY Solange F Mahajanga I Responsable MMR dans DRS/BOENY
032 04 013 53 [email protected]
17 RABAKOLINANDRIANALIVAOSOA Voahirana Lydia Jeanne Eléonore
F Mahajanga I Chef de service BAS 032 70 870 63 voahiranalydia@yahoà.fr
18 SOAVINDRAZANA Eloi mERCIE M Mahajanga I SECRETAIRE DAGT Region Boeny
032 76 831 12 034 43 980 94
19 RASAMOELISON jackIE F Mahajanga I Attaché de presse 033 37 401 18 [email protected]
20 KIDJA Francine F GL FORMATRICE 032 04 065 35 [email protected]
21 RAJAOVELO R ivonarinjaka M GL FORMATEUR 033 71 871 28 [email protected]
22 Micheline Julienne F VLMF MEMBRE 032 81 465 11
Stat:
Lahy 08 37%
Vavy 14 63%
TOTAL 22 100%
Annexe C: Plan d’action genre et lutte contre la violence basée sur le genre
DRAFITR’ASA HAMPIHARINA ENY AMIN’NY KAOMININA IFOTONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY HERISETRA ATAO
AMIN’NY VEHIVAVY
Ny sehatra izay tokony ho fenoina :
Iza – sampan-draharaha iza /inona no tompon’andraikitry ny asa na hetsika? Inona ny tahirin-kevitra na zava misy ho fototra iaingana – inona no iaingana, valio ireo fanontaniana? Inona ny tanjona /ny tondro zotra milaza ny vokatra– inona ny tanjona farany kendren’ ny kaominina ary ahoana ny
tondro hahafahana mandrefy fa tratra izany tanjona izany,valio ireo fanontaniana? Rahoviana – Ahoana ny fe-potoana hanatanterahana izany? Teti bola – Hoatrinona ny tetibola ilaina hanatanterahana izany hetsika na asa izany?
TANJONA FOTOTRA ASA ATAO TOMPONANDRAIKITRA
FOTOTRA IAINGANA
TONDRO MILAZA NY VOKATRA
FE-POTOANA
TETI-BOLA
DRAFITR’ASA MIKASIKA NY POLITIKA MOMBA NY MIRALENTA
Fampitomboana ny fahafantaran’ny kaominina ny momban’ireo fanekena izay nataon’ny firenena eo amin’ny sehatra nasionaly, faritra, na iraisam-pirenena, indrindra momba ny Fifanarahana ny Faritra Atsimon ‘i Afrika momba ny miralenta sy fampandrosoana.
Fanentanana Information mobilisation
Maire Adjoint Conseillers Executifs Gender Links SADC COI
Tsy
fahafantaran’ny
olona ny fenitry
ny SADC mikasika
ny miralenta
50% 6 volana
Fahazoan’antoka fa misy Fiadiana mafy ho an’ny Conseillers Tsy fampiharana 50% 6 volana
TANJONA FOTOTRA ASA ATAO TOMPONANDRAIKITRA
FOTOTRA IAINGANA
TONDRO MILAZA NY VOKATRA
FE-POTOANA
TETI-BOLA
politika momba ny miralenta eo anivon’ny kaomininina ary ampiaharina izany.
fampiroboroboana sy fampiarana ny politika ny miralenta ho any ny kaominina
Executifs ny fenitry SADC
momba ny
miralenta
Ny Politika mifototra amin’ ny miralenta dia vaindohan draharahan ‘ny kaominina ary misy olona singanina ho loha laharana amin’izany.
Fanomezana fiofanana an’ireo mpanolontsaina fototra momba ny miralenta mba ho azo antoka fa ireo tompon’ andrakitra mahefa no ho loha laharana momba ny miralenta.
GENDER LINKS Fikambanana mixte
Tsy ampy
fiofanana
50% 6 volana
I. FITANTANANA Fiheverana Fampitombona ny isan’ny vehivavy mpanolontsaina amin’ny fifidianana manaraka mba ho azo antoka ny fahatratrarana ny tanjon’ny SADC izay mikendry ho 50% ny tahan’ny vehivavy eo amin’ny kaominina alohan’ny taona 2015.
Fahazoana antoka fa mitovy ny isan’n’ny mpanolontsaina vavy sy lahy eo amin’ny kaominina noho ny fandresen dahatra natao hampiharana ny quota 50/50.
Vehivavy manao politika Fikambanam-behivavy (V.L.M.F) Mpitondra GENDER LINKS
Vitsy an’isa ny
mpanolotsaina
vehivavy
50 % Mandat iray
Fandresen-dahatra mba hitovy ny isan’ny vavy sy lahy eo amin’ny sehatra fanapahan-kevitra eo anivon’ny komity mpanatanteraka na filankevitry ny kaominina, sns
Vehivavy manao politika Fikambanam-behivavy (V.L.M.F) Mpitondra GENDER LINKS
Tsy fanajana ny miralenta
50 % Manomboka izao
Fahazahoana antoka fa misy ny fifandanjana ny isan’ny lahy sy vavy eo amin’ny komity na rafitra rehetra eo amin’ny kaominina.
Vehivavy CUM Fikambanam-behivavy
Tsy fanajana ny fifanarahana nosoniavina sy tsy fampiharana ny fenitry ny SADC .Beejing
100 % Alohan’ny fifidianana
TANJONA FOTOTRA ASA ATAO TOMPONANDRAIKITRA
FOTOTRA IAINGANA
TONDRO MILAZA NY VOKATRA
FE-POTOANA
TETI-BOLA
Fahazoana antoka fa voasolontena ara-drariny mitovy amin’ny lahy ny vehivavy ao amin’ireo seham-pitarihana ao amin’ny kaominina
Fanangonana sy fanavaozana ny antontan’isa mikasika ireo vehivavy mpitarika eo amin’ny fitondrana ifotony ka anisan’izany ireo mpitantana sy ireo komity hafa.
Executifs Conseillers
Tsy fanajana ny fifanarahana nosoniavina sy tsy fampiharana ny fenitry ny SADC .Beejing
100 % Alohan’ny fifidianana
Famporisihana ny vehivavy andray anjara amin’ny fampianarana sy fanohanana azy ireo amin’ireo andraikiny.
V.L.M.F Tsy fahalalana sy tsy fahasahiana
100 % Alohan’ny fifidianana
Fampianarana ny daholo be sy fampahafantarana ny rehetra ny lanja’ ny fisian’ ny solontena vehivavy mitovy isa amin’ny lahy eo amin’ny fitondrana ifotony eo aminy kaominina.
Fampianarana sy fampahafantarana ny mpiara monina ny lanja lehiben’ny fitovian’ny isan’ny solontena lahy sy vavy eo amin’ny politika ifotony sy ny maha-zava-dehibe ny fandatsaham-bato atao ny vehivavy.
Medias Fikambanam-behivavy Mpitondra Gender Links
Tsy fahalalan’ny vahoaka
100 % Alohan’ny fifidianana
Fanaovana lamin’asam-panentanana sy dinika mikasika ny fihetsika tsy dia mahomby izay ’ misarika ny vehivavy namana ho lavo’ mba ho fampiroboroboana ny fahazoana an’io trangan- javatra io.(ka hisorohana izany)
Medias Fikambanam-behivavy Mpitondra Gender Links
Toetra na fahazaran-dratsy sy raiki-tapisaka
100 % Alohan’ny fifidianana Mandritra ny mandat
Fandraisana anjara
TANJONA FOTOTRA ASA ATAO TOMPONANDRAIKITRA
FOTOTRA IAINGANA
TONDRO MILAZA NY VOKATRA
FE-POTOANA
TETI-BOLA
Fampitomboana ny fandraisan’anjaran’ny vehivavy satria ny filan’izy ireo dia matetika lasa ankila bao na saron’ny filana na tanjon’ireo antoko politika.
Fahazoana antoka fa mitovy ny fandraisan nanjaran’ny vavy sy ny lahy amin’ireo fivoriana atao ny kaominina.
Executifs conseillers
Natao ankilabao ny filana ilain’ny vehivavy
80% MANDRITRA NY MANDAT
Fahazoana antoka fa nisy akony na anjara noraisin’ny vehivavy teo amin’ny fanapahan-kevitra noraisin’ny komininina.
PTF EXECUTIFS ASSOCIATIONS DES FEMMES Syndicat d’initiative
Natao ankilabao ny filana ilain’ny vehivavy
100% Isaky ny enim-bolana
Fisiana tambazotra fiaraha- miasa miaraka amina vondrona nasionaly, na provinsialy hafa
PTF EXECUTIFS ASSOCIATIONS DES FEMMES Syndicat d’initiative
fizarazarana 50 % Enim-bolana alohan’ny fifdianana
Famoronana ehatra ifanakalozan’ny vehivavy @ hevitra Traikefa
Media Mpitondra Lehiben’ny fikambanam-behivavy PTF
Tsy ampy serasera
50 %
Manofana ny vehivavy eo anivony kaominina mba afahan’izireo mijery ny zavatra rehetra mikasika ny vehivavy
Fijerevany ny traikefa anan’ireo vehivavy mpitondra ao anatiny kaominina
Gender links Fanjakana
Tsy fahampian’ny traikefa sy tsy fahasahiana
100 % PERIODIQUE
Fampidirana ny fampianarana ho an’ireo mpitondra vaovao eo anivon’ny kaominina
EXECUTIFS MDAT
Tsy fahampian’ny traikefa
80% MITOHY
Manofana ny lehilahy eo anivony kaominina mombany miralenta ary manentana azy ireo mba hanohana ny miralenta
Manofana fanofanana momban’ny miralenta ho an’i lehilahy sy vehivavy eo anivon’i kaominina
Gender links Fandavan’ny lehilahy
50% Mitohy
Manao fifampiresahana isam- executifs Tsy fitohizan’ny 50 % ISAM-
TANJONA FOTOTRA ASA ATAO TOMPONANDRAIKITRA
FOTOTRA IAINGANA
TONDRO MILAZA NY VOKATRA
FE-POTOANA
TETI-BOLA
bolana mobany miralenta ny eo anivon’ny kaominina.
fampiaharana ny miralenta
BOLANA
Fandraisana anjaran’ny vahoaka
Fahazoana antoka fa ny vavy sy ny lahy dia mandray anjara mitovy eo amin’ny raharaha eo anivon’ny fitondrana ifotony.
Fanangonana, fikarohana sy fanadihadihana tahirin-kevitra voasokajy araka ny maha lahy na vavy momba ny kominina
Media Source statistique
Tsy fahalalan’ny vahoaka ny fandraisan’anjara mitovy ho an’ny lahy sy vavy
80%
Famporisihana ny lehilahy andray anjara amin’ny fivoriambem-pokonolona sy momba ny raharaha izay heverina ara-paharazana fa natokana ho an n’ny vehivavy ihany.
Sojabe Chef de fokontany
Mialangalana ny lehilahy raikitapisaka
50%
Manabe, milaza vaovao ary manaparitaka ny vaovao sy izay tokony ho fantatra amin’ny fitenim-paritra momba ireo raharaha na zavatra izay misy fiantraikany mivantana eo amin’ny vehivavy toy ireo fikarakarana ifotony, jiro sy rano, fandoavana faktiora,fahazoana trano fonenana, fifanarahana na fahazoana asa, ary ny VIH SIDA.
Media Fivoriam-bem-pokonolona STD
Tsy fahazoam-baovao Tsy ampy serasera
50%
II. LAMIN’ASA
TANJONA FOTOTRA ASA ATAO TOMPONANDRAIKITRA
FOTOTRA IAINGANA
TONDRO MILAZA NY VOKATRA
FE-POTOANA
TETI-BOLA
III. NY MIRALENTA EO AMIN’NY LAMIN’ASA EFA MISY
Vonjy taitra
Fanomezana fahalalana sy fampahafantarana ny vehivavy, indrindra indrindra ireo vehivavy mpitantana tokantrano mipetraka amina trano tsy manara-penitra izay mety ho iharan’ny hay trano mety hamotika ny tranony sy ny antom-pivelomany.
Fanatanterahana fandaharanasa fampahafantarana mikasika ny fisorohana ny hay trano, natao ho an’ny vehivavy.
POMPIER CUM BNGRC CROIX ROUGE MPITANDRO FILAMINANA PRIMATURE
Isan-taona dia misy trano 24 may foana ary 300 tra-boina Misy trano dobon-drano Misy tafo miendaka amin’ny rivo-doza 10 isan-taona Tratry ny tondra-drano ny faritra iva isan-taona
Mihena ho 3 isan-taona ny hain-trano Mihena ho 100 ny tra-boina isan-taona Mihena 5 isan-taona ny rivo-doza
Isan-taona
Fanomezana fahalalana sy fampahafantarana ny vehivavy, indrindra indrindra ireo vehivavy mpitantana tokantrano mipetraka amina trano tsy manara-penitra izay mety ho iharan’ny hay trano mety hamotika ny tranony sy ny antom-pivelomany.
Fanatanterahana fandaharanasa fampahafantarana mikasika ny fisorohana ny hay trano, natao ho an’ny vehivavy.
POMPIER CUM BNGRC CROIX ROUGE MPITANDRO FILAMINANA PRIMATURE
Isan-taona dia misy trano 24 may foana ary 300 tra-boina Misy trano dobon-drano Misy tafo miendaka amin’ny rivo-doza 10 isan-taona Tratry ny tondra-drano ny faritra iva isan-taona
Mihena ho 3 isan-taona ny hain-trano Mihena ho 100 ny tra-boina isan-taona Mihena 5 isan-taona ny rivo-doza
Toe-karena sy famoronana asa
Fanaovana izay hisian’ny fitoviana eo amin’ny fahafahana mahazo asa satria betsaka lavitra ny vehivavy tsy an’asa raha
Fanaovana lobbying @ ireo orinasa mba handray mpiasa vehivavy
CUM fikambanam-behivavy
80% n’ny vehivavy sahirana no loham-pianakaviana
Tokony ahena 50% ny vehivavy loham-pianakaviana tsy an’asa
03 volana
TANJONA FOTOTRA ASA ATAO TOMPONANDRAIKITRA
FOTOTRA IAINGANA
TONDRO MILAZA NY VOKATRA
FE-POTOANA
TETI-BOLA
hoarina amin’ny lehilahy Fampahafantarana ny vehivavy momba izay azony atao eo amin’ny fiharian-karena.
Microcred,micro-finance,OTIV ; MAMPITA,CUM
Fahazoana tahirin-kevitra manavaka tsara ny lahy sy ny vavy mikasika ny habetsaky ny olona tsy an’asa amin’ilay tanàn-dehibe.
Fanaovana fanadihadina ary fanangonana sy fandinihana toro
Source statistiques
Tsy misy statistika mazava
Fantatra mazava ny taha 03 volana
Fanaovana izay hitovian’ny isan’ny lahy sy ny vavy miasa amin’ny’ny sehatra mifototra amin’ny fizahan-tany
Fanamorana ny fivelaran’ny vehivavy sy ny fidiran’ny vehivavy ao amin’ny sehatr’asan’ny fizahan-tany.
Ecole de tourisme Mahajanga Direction regionnale du tourisme et operateur
30 % n’ny vehivavy mpiasan’ny tourisme fotsiny no vehivavy
50 % mpiasa turisme vehivavy
01 taona
Fanolorana sy fahazoana tolo-bidy(Soumission et contraction d’appels d’offres)
Fahazoana antoka ny amin’ny hananan’ny vehivavy tombontsoa mitovy eo amin’ny fomba fanolorana sy fahazoana tolo-bidy izay nanavahana azy ireo hatramin’izay.
Fanatanterahana asa fanamarinana ao amin’ny minisitera miandraikitra ny tolo-bidy ary fijerena akaiky ny amin’ny fomba fanomezana isa
Fanamorana ny fandraisan’ny vehivavy mpandraharaha anjara bebe kokoa amin’ny alalan’ny hetsika fampahafantarana sy ny fanohanana azy ireo.
Famongarana ny fahantrana
TANJONA FOTOTRA ASA ATAO TOMPONANDRAIKITRA
FOTOTRA IAINGANA
TONDRO MILAZA NY VOKATRA
FE-POTOANA
TETI-BOLA
Famolavolana paikady mitsimbina ny miralenta mba hiatrehana ny fahantrana efa lalim-paka izay mahazo ny vehivavy, indrindra indrindra ny tokantrano tantanim-behivavy
Fanomanana paikady hampienana ny fahantrana, izay mampivoitra mazava tsara ny vehivavy sy ny tokantrano tantanim-behivavy Fanombanana ny fananana antom-pivelomana maharitra mba hahafahana mamarittra izay ilaina sy izay tokony hatao hanatsarana ny antom-piveloman’ny tokantrano sahirana sy ny tokantrano fadiranovana Fanamorana ny fanatanterahana asa mampidi-bola, fanatsarana ny enti-manana anampiana ny vehivavy ary fanaovana asa fanaraha-maso Fametrahana fiaraha-miasa akaiky amin’ny VOI (VONDRON’ OLONA IFOTINY)sy ny fikambanana tsy miankina amin’ny fanjakana izay efa miara-miasa amin’ny tokantrano sahirana ary fanohanana azy ireo.
Fanohanana ny asa fandraharahanam
Fampiroboroboana ny fandraisan’ny vehivavy anjara eo amin’ny
Fampifandraisana ny asa fandraharahana madinika sahanin’ny vehivavy amin’ny
Operateur economique Chambre de
MBOLA BETSAKA NY INFORMEL
Mitombo ny vehivavy maty hanina @ asa sahaniny
2 taona
TANJONA FOTOTRA ASA ATAO TOMPONANDRAIKITRA
FOTOTRA IAINGANA
TONDRO MILAZA NY VOKATRA
FE-POTOANA
TETI-BOLA
sehatry ny fandraharahana izay tsy ahitana afa-tsy vehivavy vitsy dia vitsy
fahafahana mampiditra ireny asa ireny ho isan’ireo sehatr’asa mampandroso ny toe-karena
commerce CITE
Fanapariahana fampahafantarana sy torohevitra mikasika ny fomba ahafaha-mihetsika eo amin’ny fiharian-karena, ataona tomponandraikitra misahana fampandehanana ny fifandraisana amin’ny vondro-mpiara-monina
Fanamafisana ny fahaiza-manao ananan’ny mpandraharaha vehivavy amin’ny alalan’ny fampitana fahaiza-manao momba ny fandraharahana ho azy ireo sy fanohanana azy ireo
Fanamorana ny fampitomboana ny fahaiza-manao, ny famatsiam-bola ary ny fanohanana eo amin’ny fandrarahana ho an’ny vehivavy sahirana
Sehatr’asa tsy manara-penitra
Fampiroboroboana ny fitoviana eo amin’ny fahafahana miditra amin’ny tsenam-barotra
Fampifandraisana ny vehivavy amin’ny sehatr’asa mampandroso ny toe-karena
Foto-drafitrasa
Toeram-ponenana
Fanomezana toerana manara-penitra
Manome faritra hanaovana logement sociaux ny CUM
CUM MDAT SEIMAD
Tsya ahitàna logements sociaux intsony
Taafatsangana ny trano 25 isan-taona homena ny sahirana
5taona
TANJONA FOTOTRA ASA ATAO TOMPONANDRAIKITRA
FOTOTRA IAINGANA
TONDRO MILAZA NY VOKATRA
FE-POTOANA
TETI-BOLA
DOMAINES eto madagasikara Rano sy fahadiovana ary herin’aratra
Fahazoana antoka fa mahazo izay fikarakarana fototra sahaza eo amin’ny raharaha izay tadiaviny ka mifanandrify amin’ny toe- bolany ireo vehivavy izay iharan’ny fikarakarana tsy tomombana
Fanolorana fikarakarana mifanandrify amin’ny toe-bolan’ny tokantrano sahirana.
CUM FKT JIRAMA
Lafo loatra ny fampidiran-jiro sy rano isan-tokontrano
Manana jiro sy rano ny 50 %N4NY isan-tokantrano
2 taona
TOTONLO IAINANA MANARA-PENITRA SY AZO ANTOKA
Fahasalamana
Fahazoana antoka ny amin’ny fahafahan’ny vehivavy mandeha any amin’ny toeram-pitsaboana ary mahazo fitsaboana madinidinika mora foana
Fampitomboana ny isan’ny rafi-pitsaboana afaka mifindrafindra toerana ary Fanaparitahana azy ireny amin’ny fomba tsy mitanila
SSD/CSB CHEF DE FKT
Tsy ampy ny fotodrafitrasa misy (ex :CSBI mahabibo misahana FKT 12) Antanambao SOTEMA midadasika
4FKT manana formation sanitaire
Amin’ny 2015
Fananganana ivon-toerana fikarakarana ny fahasalaman’ny vehivavy ka anisan’izany ny sampana fikarakarana fanabeazana, ny toby fandraisana ny olona voan’ny SIDA, ny toby fitsaboana ny olona efa marary mafy, ny toeram-
Responsable regionale Responsable district Responsible communale Maire CSB FIFAFI
Plan regionale sy communale misy fa tsy tanteraka
Plan communale velomina Fanamafisana fahaiza-manao ho an’ireo mpitsabo any am-potony
Tapaky ny taona 2013
TANJONA FOTOTRA ASA ATAO TOMPONANDRAIKITRA
FOTOTRA IAINGANA
TONDRO MILAZA NY VOKATRA
FE-POTOANA
TETI-BOLA
pitsaboana fakana torohevitra sy manome fitsaboana madinidinika.
Fisorohana Famaritana mazava tsara ny fihanaky ny VIH/SIDA eo amin’ny vehivavy sy ny lehilahy eo anivon’ny kaominina.
Fananganana ivon-toerana fikambanana ivon-toerana fikarakararana ny fahasalamana olona voan’ny SIDA
Responsable Region nale Responsible district Responsible communale CSB FIFAFI
PRD sy PCD misy saingy tsy atao
Fampiharana ireo PRD sy PCD
Atsasaky ny taona 2013
Fanamafisana ny fiarovana ny zon’ireo olona mitondra ny tsimok’aretina VIH sida
Commune SSD CSB FIFAFI
Tsy ampiasaina ireo lalàna misy
Fanaovana fanohinana mba hampiharina ireo lalàna misy
mi-2013
Fanabeazana ny vehivavy sy ny lehilahy mikasika ny fangatahana torohevitra sy ny fanaovana fitiliana an-tsitrapo izay manampy be dia be eo amin’ny fisorohana ny fihanaky ny aretina VIH/SIDA
Fanohanana P.PN ireo olona ao amin’ny toerana fandraisana an-tananana
Commune SSD CSB FIFAFI
Misy ny foiben-toerana fandraisana an-tanana saingy tsy misy tetibola miasa
Mba ho latsaky ny 80% filàn’ireo PVVIH hahazo tombontsoa
3 eme trimester 2013
Fitsaboana Fiatrehana ny olana aram-pahasalamana ateraky ny toerana misy zaza amam-behivavy
Fampiharana n y fandaharan’asa momba ny fiahiana ara-tsakafo
Ministére O.N.N Partenaires SD/CSB Chef de FKT AC
TSY MIHATRA IREO DRAFITRASA
Farafaharatsiny ampiharina ny 60%
mi-203
Fanamorana ny fahazoan’ny vehivavy
Fanamorana ny fahafahana mahazo vatsy sosialy
CSB AC
TSY MIHATRA IREO
26 FKT voaentana Manomboka 2013
TANJONA FOTOTRA ASA ATAO TOMPONANDRAIKITRA
FOTOTRA IAINGANA
TONDRO MILAZA NY VOKATRA
FE-POTOANA
TETI-BOLA
vatsy sosialy satria izy ireo no tena ianjadian’ny vesatry ny fikarakarana an’ireo olona izay miaina miaraka ny tsimokaretina VIH/SIDA ary ny tovovavy no tena misahana ny andraikitry ny ray aman-dreny amin’ny fikarakarana ny mpiray tampo aminy.
Média DRAFITRASA Fanangonana antontan’isa
AC/CSB 26 FKT voaisa Manomboka 2013
Fanatan-jahatena -Fivoarana ara-piharahamonina (ara tsosialy)
Fahazoana antoka ny amin’ny fisian’ny fitoviana eo amin’ny fahafahan’ny vehivavy sy ny lehilahy mampiasa ny fotodrafitr’asa ho an’ny fanatajahan-tena sy ny zava-kanto ary ny fialam-boly ary fahazoana antoka ny amin’ny famelomana indray ireo lalao nentim-paharazana izay sady azon’ny vehivavy atao no azon’ny lehilahy atao
Ny kominina dia mitana antotan’isa voasokajy araka ny maha lahy na vavy momba ny fampiasanana ny fotodrafitrasa izay misy, ohatra: trano fitaizana be antitra, tranom-pokonolona, trano famakiam-boky, ary koa mitandro fa ny vehivavy sy ankizivavy , ny lehilahy sy ny ankizy lahy dia samy mandray tombotsoa mitovy amin’ny fitsinjarana ny teti-bola momba ny fotofrafitr’asa nataokana ho an’ny fanatanjahan-tena sy ny fialam boly.
CUM Ts azo antoka ny antontan’isa misy
Fanaovana manarak’andro ny kirakiran’isa
Fin 2013
Fanatanterahana asa fanamarinana momba ny miralenta; fandrafetana fotodrafitr’asa hiantohana ny
CUM JEUNESSE ET SPORT PARTENAIRES
MISY IREO FOTODRAFITRAS AFA VITSY
MANANGANA SY MANAMBOATRA IREO SIMBA FARAFAHARATSINY EO @ 70 %
Ampidirina ao @ budget
2013
TANJONA FOTOTRA ASA ATAO TOMPONANDRAIKITRA
FOTOTRA IAINGANA
TONDRO MILAZA NY VOKATRA
FE-POTOANA
TETI-BOLA
fitovian’ny tombontsoa azon’ny lehilahy sy ny vehivavy avy amin’izany.
IV. FIFANTENANA SY FANDRAISANA MPIASA ARY FAMPIASANA AZY IREO
Fampitomboana ny isan’ny vehivavy ampiasaina ao amin’ny kaominina
Fanaovana ny miralenta ho laharam-pahamehana ao amin’ny drafitra momba ny asa tokony ho vita, amin’ny fomba mazava tsara
MAIRE 1/4 fotsiny no Directeur 2/15 filan-kevitra monisipaly
Mba ho 50/50 FIN 2013
Fampidirana ny zava-kendren’ny vehivavy ho singa tsy azo iadian-kevitra ao amin’ny fifanekena asa ataon’ny mpitantana ambony
AU LOCALES TORITES
FANAMAIVANANA NY HEVITRY NY VEHIVAVY NOHO NY FAHAVITSIANY
50/50 FIN 2013
Fikarohana sy fangatahanana ny fanohanan’ny sendika mba hisian’ny fifanakaikezana bebe kokoa eo amin’ny isan’ny vehivavy sy ny lehilahy miasa ao amin’ny kaominina
Ny mpiasa Birao sindikalin’ny mpiasa
Tsy voafana amin’ny foto-kevitry nhy sindika
Mba ho voaofana avokoa ny sindikan’ny mpiasa rehetra
Mi 2013
Fifantenana sy fandraisana mpiasa
Fahazoana antoka fa mitovy ny mety hahazoan’ny vehivavy sy ny lehilahy ny asa eo amin’ny dingana rehetra amin’ny fifantenana sy ny fandraisana mpiasa
Ny tolotr’asa rehetra dia tokony hamporisika ny vehivavy hametraka ny fangatahany.
Fikambanam-behivavy mpitondra
Fisian’ny fikambanana
Ny tolotrasa rehetra dia ahitana fangatahan’ny vehivavy
2014
Famolavolana drafitra mahafehy ny lafin-javatra rehetra mikasika ny miralenta eo amin’ny sehatry ny asa
Filan-kevitra BE
Tsy fisian’ny drafitrasa
Vita ny drafitrasa Mi 2013
TANJONA FOTOTRA ASA ATAO TOMPONANDRAIKITRA
FOTOTRA IAINGANA
TONDRO MILAZA NY VOKATRA
FE-POTOANA
TETI-BOLA
Fisondrotana amin’ny asa sy fanamafisana ny fahaiza-manao
Fanomezam-pahalalana sy fampiofanana ireo mpiasa vehivavy izay voan’ny tsindry hazo lena teo aloha, amin’ny alalan’ny fanamafisana ny fahaiza-manao sy fandaharanasa fitarihana mba hahafahany manana ny fahaiza-manao ilaina hanatanterahany ny asany sy hahafahany manoritra ny lalany amin’ny fisondrotana amin’ny asa.
Fanamarinana sy fanombanana ny fahaiza-manaon’ ny mpiasa rehetra ao amin’ny kaominina.
CONSULTANT ANATINY
2/3 ny mpiasan’ny commune tsy mahatratra ny haavo ilainy amin’ny asa
Mba ho 60% n’ny mpiasa sy mpanolotsaina voaofana
Fin 2013
Famolavolana sy fampiharana fomba fanamafisana fahaiza-manao isan-karazany ho an’ny mpiasa sy ny mpanolotsaina.
partenaires Tsy voaofana ireo tompon’andraikitra
Mba ho 60% n’ny mpiasa sy mpanolotsaina voaofana
Fin 2013
Famolavolana rafitra ho an’ny fitondrana tsara tantana amin’ny alalan’ny fampiasana Internet.
BE conseillers
Tsy misy réseau internet ao @ commune
Misy ny réseau Fin 2013
Fanamorana ny fandraisan’ny vehivavy anjara amin’ny fandaharanasa fanamafisana ny fahaiza-manao.
BE conseillers
Vitsy ny vehivavy mpanampa-kevitra
Apetraka ny 50/50 Fin 2013
Tontolon’ny asa
Fanamorana ny fandraisan’anjara mitovy ho an’ny vehivavy eny amin’ny toeram-piasana amin’ny alalan’ny fanampiana ny vehivavy manan-janaka satria ny fikarakarana ny zanaka no andraikitra voalohany
Famatsiana fotodrafitrasa ilaina amin’ny fikarakarana ny zaza ho an’ny mpiasan’ny kaominina.
MAIRE Conseillers partenaires
Tsy misy fotodrafitrasa
Manana fotodrafitrasa manaram-penitra
2014
TANJONA FOTOTRA ASA ATAO TOMPONANDRAIKITRA
FOTOTRA IAINGANA
TONDRO MILAZA NY VOKATRA
FE-POTOANA
TETI-BOLA
tsy maintsy sahanin’ny vehivavy ary mbola sahaniny na miasa aza izy.
V. RAFI- PITANTANANA NY MIRALENTA
Rafitry ny miralenta
Tetibola, fanaraha-maso sy tombana
Fahazoana antoka ny amin’ny hanokanana enti-manana ho an’izay asa laharam-pahamehana hametrahana ny miralenta
Fanatanterahana fanadihadiana ijerena ny miralenta eo amin’ny teti-bolan’ny kaominina sy ny minisitera.
CUM ; DRPAS TSY FAMPIHARANA
01 volana
Famporisihana ny famatsiana enti-manana ho an’ireo santatr’asa hampiroborobo ny miralenta
Fikambanan’ny miralenta DRPAS
Fenitry ny SADC tsy mihatra
Fanaovana izay hahazoana antoka ny amin’ny hamatsian’ny minisitera izay enti-manana ilaina hanataterahana ireo asa manana laharam-pahamehana hametrahana ny miralenta.
DRPAS CUM
Fenitry ny SADC tsy mihatra
50 % N’NY FILANA RAISIN’NY MINISTERA
Aorian’ny fitsanganan’ny fikambanana miralenta eo anivon’ny CUM
Fanamafisana ny fahaiza-manao
Fahazoana antoka fa misy fiofanana hatao mba ho fampahafantarana ny mpiasa rehetra sy vondrom-piara-monina
Fanamorana ny fiofanana momba ny fahaiza-manao ho an’ireo olona ao amin’ny rafitra fametrahana ny miralenta.
GENDER LINKS Fenitry ny SADC tsy mihatra
02 VOLANA
Fiarahana miasa akaiky amin’ireo olona mpanome
FIKAMBANANA MIRALENTA
Fenitry ny SADC tsy mihatra
Aorian’ny fitsanganan’n
TANJONA FOTOTRA ASA ATAO TOMPONANDRAIKITRA
FOTOTRA IAINGANA
TONDRO MILAZA NY VOKATRA
FE-POTOANA
TETI-BOLA
rehatra momba ny miralenta.
fiofanana eo amin’ny fanomezana fandaharanasam-piofanana.
y fikambanana miralenta eo anivon’ny CUM
Fanomezana fandaharam-piofanana ho an’ny mpanolontsaina sy ny mpiasa ambony ary ny solotenan’ny vondrom-piara-monina samihafa.
DRPAS PARTENAIRES
Aorian’ny fitsanganan’ny fikambanana miralenta eo anivon’ny CUM
Fanombanana ny vokatra avy amin’ny fiofanana.
VLMF CUM Fikambanana miralenta
Fenitry ny SADC tsy mihatra
Fampahafantarana momba ny resaka miralenta sy famongoran’ny fiheverana fa ny miralenta dia ‘resa- behivavy’ (na mikasika ny vehivavy irey ihany)
Fanaovana tetiharana momba ny asa na hetsika goavana momba ny miralenta .
CUM
Fanomanana boky kely, dokam-barotra,posters, logo sns.
GENDER LINKS
Fandraisana anjara amin’ny hetsika mba hampisongadinana ny miralenta oh: Andro ny vehivavy,fetin’ny Ray, ny hetsika 16 andro iadiana aminy herisetra. Na Sixteen Days campaign.
VLMF AMP CUM DRPAS CDEF PFDM
Fenitry ny SADC tsy mihatra
Aorian’ny fitsanganan’ny fikambanana miralenta eo anivon’ny CUM
TETIKASA FILAMATRA/LOHANY – HO FAMONGARANA NY HERISETRA ATAO AMINY VEHIVAVY
Fanohanana sy fanampiana
Fametrahana drafitr’asa Fanaovana famakafakana CUM Fenitry ny SADC 03 volana
TANJONA FOTOTRA ASA ATAO TOMPONANDRAIKITRA
FOTOTRA IAINGANA
TONDRO MILAZA NY VOKATRA
FE-POTOANA
TETI-BOLA
sy asa hoenti-manohana ireo niharan’ny herisetra nohon’ny fiavahana
momba ireo trano fialokalofana
tsy mihatra
Fampandraisana anjara ny filan-kevitra ny tanàna amin’ny fikojakojana ireny trano fialokalofana ireny sy fananganana hafa koa any amin’ireo toerana mbola tsy manana.
CUM Fenitry ny SADC tsy mihatra
Mandavan-taona
Fananganana ivon-toerana fikarakarana ireo beantitra mba hiarovana azy ireo tsy hiharan’ny Herisetra.
CUM DRPAS CDEF PFDM … SNS
Fenitry ny SADC tsy mihatra
Mandavan-taona
Fampitomboana ny fahazoan’ny vehivavy vola hokirakiraina mba hampihenana ny fahalemeny eo anatrehan’ny Herisetra amin’ny firaisana amin’ny Vehivavy
CUM DRPAS CDEF PFDM … SNS
Fenitry ny SADC tsy mihatra
Mandavan-taona
Fandrindrana
Momba ny vola omena hiasana Fanaovana izay fomba rehetra hahazoana antoka fa hampiasain’ny Kaominina amin’ny ady amin’ny herisetra marina ny vola sy ny fitaovana omena azy.
Fanokanana tetibola sy fitaovana hoenti-miady amin’ny Herisetra
CONSEIL MUNICIPAL
Tsy fisian’ny tetibola atokana ho amin’izany
Afaka telo volana
Fanaraha-maso sy tombana Fanaovana izay fomba rehetra hahazoana antoka fa voara-maso sy
Mamolavola fanamby maromaro miaraka amina tondro mba hanombanana ny
Fikabanan’ny miralenta Conseillers
Tsy fisian’ny tatitry ny asa natao
TANJONA FOTOTRA ASA ATAO TOMPONANDRAIKITRA
FOTOTRA IAINGANA
TONDRO MILAZA NY VOKATRA
FE-POTOANA
TETI-BOLA
fantatra tsara ny amin’ny herisetra
ezaka vita: - manamarina fa ireo ezaka rehetra ireo dia mizotra ho amin’ny fanatanterahana ny drafitrasan mamolavola fanamby maromaro miaraka amina tondro mba hanombanana ny ezaka vita - manamarina fa ireo ezaka rehetra ireo dia mizotra ho amin’ny fanatanterahana ny drafitrasan’ny fampandrosoana “miray dia’” (DTMD).
mpanatanteraka
Fiarovana
Fiarovana ny vehivavy mba tsy hiharan’ny herisetra mpahazo ny Vehivavy sy ny ankizivavy. Fanorenana fiarahamonina tsy misy herisetra amin’ny alalan’ny fanitsiana sy fanantsarana ny fiarovana eny amin’ny toerana fivezivezen’ny mponina
Manao famakafakana momba ny fiarovana Miralenta ary mametraka fanamby manokana ho fampihenana ny Herisetra.
Fikambanan’ny miralenta CDEF DRPAS OPJ MIN JUSTICE
Fanentanana eny ifotony
Manao famakafakana momba ny fiarovana miralenta ary mifanaraka amin’ny hanaovana fihaonanana isan-taona momba ny fiarovana vy Vehivavy amin’ny herisetra.
Fikambanan’ny miralenta CDEF DRPAS OPJ MIN JUSTICE
Fanentanana eny ifotony
Miaraka amin’ny fokon’olona mitady ny fomba tsara indrindra hiarovana ireo toerana fivezivezen’ny mponina sy hanatsarana na
CUM FOKONTANY
TSY FISIAN’IZANY
Mandavan-taona
TANJONA FOTOTRA ASA ATAO TOMPONANDRAIKITRA
FOTOTRA IAINGANA
TONDRO MILAZA NY VOKATRA
FE-POTOANA
TETI-BOLA
fanamboarana azy tsy ho haolohaolo fa ho voazara tsara arakany tokony ho izy. Ohatra:ny toeram-pandevenana, toerana fiantsonan’ny fiara, zaridaina be velarana, trano kely fivarotana amoron-dalana, ny trano tsy misy mipetraka ary koa ny toerana lava volo sy ireo hafa moro mora anaovana Herisetra amin’ny Vehivavy sy ankizivavy.
Mamolavola sy mitady tetika sy paika hampisy jiro sy hanazava ny toerana rehetra dia atolotra ny mpanolo-tsain’ny tanàna. Ny fikarakarana sy ny fanaraha-maso mantsy dia tsy maintsy ataon’ny eo an’toerana ihany ary ifandimbiasan’izy ireo.
CUM JIRAMA
tsy msy jiro ny toerana sasany
Mandavan-taona
Manisy anarana mazava tsara ny làlana rehetra mba hahamora ny famonjen’ny polisy sy ny sampan-draharaha misahana vonjy taitra, ny mponina raha sanatria ka misy loza. Ny Kaominina tsirairay koa dia tsy maintsy mahita fomba hamantarana tsara ny tompon’ny tany eo amin’ny fari-piadidiany sy ireo toeram-ponenana mbola tsy
Vahoaka manana tany CUM OPJ Domaines
Mandavan-taona
TANJONA FOTOTRA ASA ATAO TOMPONANDRAIKITRA
FOTOTRA IAINGANA
TONDRO MILAZA NY VOKATRA
FE-POTOANA
TETI-BOLA
misoratra any amin’ny fanjakanana.
Mamolavola fandraharana hahatonga sy sain’ny mponina ho liana amin’ny fiarovana ary mametraka rafitra mpanaramaso izay ahitana ny andrimasom-mpokonolona sy ny vondron’olona rehetra miaramonina,ohatra: Fikambanam-pokonolona, ets
Fikambanana miralenta DRPAS
TSY MISY FANENTANANA TENY IFOTONY
Mandavan-taona
Hetsika fanentanana mba hahatonga saina ny olona Fitaizana ny mponina mba hanao ny famongorana ny Herisetra ho vaindohandraharaha .
Amin’ny alalan’ny fiarahamiasa. ONG sy vondron’olona ifotony (VOI), ataovy mandavan-taona ny asa fanentanana fa tsy 16 andro arakany ao amin’ny fifanarahana fotsiny
FIKAMBANANA MIRALENTA IM’KABARY CUM MEDIA
TSY FANTATRA NY FENITRY NY SADC
Mandavan-taona
Mikarakarà hetsika fanentanana misy fanohanan-kevitra mazava ho fanamelohana ny Herisetra. Ary izany dia tsy mandritra ny Hetsika 16 andro fotsiny fa mandritra ny 365 andro izany hoe mandavan-taona
FIKAMBANANA MIRALENTA IM’KABARY CUM MEDIA
TSY FANTATRA NY FENITRY NY SADC
Mandavan-taona
Mba hamparisika hatrany ny olona dia asongadino amin’ny fanentanana ny vokatra andrasana amin’ny fametrahana fepetram-
CUM MPITANDRO FILAMINANA
TSY FANTATRA NY FENITRY NY SADC
Mandavan-taona
TANJONA FOTOTRA ASA ATAO TOMPONANDRAIKITRA
FOTOTRA IAINGANA
TONDRO MILAZA NY VOKATRA
FE-POTOANA
TETI-BOLA
piarovana,ohatra:hetsika hamerenana ny fahafahana mivezivezy an-kahalalahana sy mifety amin’ny alina ao an-tanana no avoitra amin’ny fanentanana
Manentana ny lehilahy sy ny ankizy lahy ao an-tanàna handray anjara amin’ny famongoranana ny Herisetra amin’ny firaisana amin’ny Vehivavy.
FKT-CUM MPITARIKA TANORA MPAMPIANATRA
TSY FANTATRA NY FENITRY NY SADC
Mandavan-taona
Manao fanarahamaso sy fanombanana ny vokatra azo amin’ireo fanentanam-bahoaka natao tamin’ny ezaka hahatonga saina ny mponina.
FIKAMBANANA MIRALENTA
TSY FANTATRA NY FENITRY NY SADC
Mandavan-taona
Mandray anjara amin’ireo tolon-kevitra hametrahana ny rariny eo amin’ny Miralenta toy ireny fifanakalozana amin’ny tranonkala na internet ireny
FIKAMBANANA MIRALENTA FKT CUM
TSY FANTATRA NY FENITRY NY SADC
Mandavan-taona
Ireo fanao tsara mampahomby indrindra Fampahalalana ho fanta-bahoaka ireo fanao tsara sy mampahomby amin’ny ady amin’ny Herisetra
Angony dia asehoy ireo fanao tsara sy mampahomby indrindra efa nampiharin’ny Filan-kevitra hatrizay tamin’ny famongorana ny Herisetra
FIKAMBANANA MIRALENTA FKT CUM
TSY FANTATRA NY FENITRY NY SADC
Mandavan-taona
Setriny
Fanatanterahana asa Fanaovana izay fomba FIKAMBANANA TSY FANTATRA Mandavan-
TANJONA FOTOTRA ASA ATAO TOMPONANDRAIKITRA
FOTOTRA IAINGANA
TONDRO MILAZA NY VOKATRA
FE-POTOANA
TETI-BOLA
tena mampahomby mba hiatrehana ny Herisetra ao an-tananànareo
rehetra ahafahana mametraka fikambanam-pokontany na fikambanam-pokonolona mahay maisa sy mahomby (CPF)
MIRALENTA FKT CUM
NY FENITRY NY SADC
taona
Fanampiana sy fanohanana ireo toerana fialokalofan’ireo niharan’ny Herisetra ka izany dia iaraha-miasa amina ONG
FIKAMBANANA MIRALENTA FKT CUM
TSY FANTATRA NY FENITRY NY SADC
Mandavan-taona
Famolavolana sy fananganana tahirin-toro (banque de données) ahitana an’ireo sampan-draharaha sy fitaovana azon’ireo iharan’ny Herisetra (HAF) hatonina sy ampiasaina .
FIKAMBANANA MIRALENTA FKT CUM
TSY FANTATRA NY FENITRY NY SADC
Mandavan-taona
Fandrisihana ireo efa niharan’ny Herisetra ka efa tafaverina amin’ny fiainany milamina indray mba mijoro ho fitaratr’ireo vao niharan’izany
FIKAMBANANA MIRALENTA FKT CUM
TSY FANTATRA NY FENITRY NY SADC
Mandavan-taona
Fametrahana vondrona sy sampana manentana ho amin’ny miralenta eny amin’ireo toeram-pivorivoriana na fifaneraseram-pokonolona mba hanome torohevitra ho an’ny fianakaviana. Manana ny fitaovana ilaina sy mifandraika amin’izany izy eny
FIKAMBANANA MIRALENTA FKT CUM
TSY FANTATRA NY FENITRY NY SADC
Mandavan-taona
TANJONA FOTOTRA ASA ATAO TOMPONANDRAIKITRA
FOTOTRA IAINGANA
TONDRO MILAZA NY VOKATRA
FE-POTOANA
TETI-BOLA
Fanamorana ny fomba fanomezana ireo fanampiana sy fanohanana avy amin’ireo mpiara-miombona antoka ho an’ireo avy niharan’ny Herisetra.
FIKAMBANANA MIRALENTA FKT CUM
TSY FANTATRA NY FENITRY NY SADC
Mandavan-taona
Fanamaivanana sy fikarakarana ireo niharan’ny Herisetra rehetra tafody ao an-tokantrano, satria matetika ny vehivavy irery no miantsoroka izany ao.
FIKAMBANANA MIRALENTA FKT CUM
TSY FANTATRA NY FENITRY NY SADC
Mandavan-taona
Fiaraha-miasan’ny Polisy eo an-toerana sy ny mponina mba hahazoanan-toky fa tena raisiny an-tanana marina sy amin’ny fomba mahomby tokoa ireo iharan’ny Herisetra
FIKAMBANANA MIRALENTA FKT CUM
TSY FANTATRA NY FENITRY NY SADC
Mandavan-taona
Fifandraisana akaiky amin’ny Polisy; Fikarakarana efitra manokana hahazoana aina sy hery na koa sampana mpanao fankaherezana ao amin’ny paositry ny polisy, fanatsarana ny fomba fiasan’ny Polisim-pirenena.
FIKAMBANANA MIRALENTA FKT CUM
TSY FANTATRA NY FENITRY NY SADC
Mandavan-taona
.
Tovana D: Evaluation