fisy fitehirizana voamaina amin’ny teknika silo vy na barika...

4
Tsy mahomby ny fitahirizana ny voa- maina raha tsy misy fepetra raisina ; inona ary no tokony hatao ? Ny “silo” (vy na plaska) dia rafitra tsotra afahana mitahiry ny voka- tra mandritra ny fotoana maharitra satria mametraka azy ireo amin’ny toerana voaro amin’ireo fahavalo samy hafa. Izany dia ahafahana miaro amin’ny tsy fahasimban’ny masomboly (voa- tahiry ny taham-pitsimohana) sy ny voa atokana ho amin’ny sakafo. Fisy FITEHIRIZANA VOAMAINA AMIN’NY Teknika SILO VY NA BARIKA PLASTIKA Tombotsoa : fitehirizana mihiboka, mafy (tsy azon’ny bibikely, biby mpikiky, na vorona) azo itehirizana mandritra fotoana maharitra (mihoatran’ny 12 volana) ary afaka akana tsy kelikely arakara- kin’ny filana an-tokantrano faharetany: maharitra 20 taona raha tsara karakara ny barika vita amin’ny vy Lafy ratsiny : X mila vola be X tsy fahampian’ny mpanefy nahazo fiofanana X tsy fisian’ny akora na fitaovana X fiverenan’ny hamandoana raha toa ka mipetraka mivantana eo ambony tany na amin’ny toerana mando lay barika (barika vy) Loaka fidirana Loaka fivoahana voantsetsina Silo vy silo plaska Talatalana Talatalana Sarona na rakotra Loaka fivoahana voantsetsina

Upload: others

Post on 08-May-2020

0 views

Category:

Documents


0 download

TRANSCRIPT

Page 1: Fisy FITEHIRIZANA VOAMAINA AMIN’NY Teknika SILO VY NA BARIKA PLASTIKAasara-aina.eu/wp-content/uploads/2015/12/20170919_Ftk_silo_mg.pdf · Teknika SILO VY NA BARIKA PLASTIKA Tombotsoa

Tsy mahomby ny fitahirizana ny voa-maina raha tsy misy fepetra raisina ;

inona ary no tokony hatao ?

Ny “silo” (vy na plastika) dia rafitra tsotra afahana mitahiry ny voka-tra mandritra ny fotoana maharitra satria mametraka azy ireo amin’ny toerana voaro amin’ireo fahavalo samy hafa.

Izany dia ahafahana miaro amin’ny tsy fahasimban’ny masomboly (voa-tahiry ny taham-pitsimohana) sy ny voa atokana ho amin’ny sakafo.

Fisy FITEHIRIZANA VOAMAINA AMIN’NY Teknika SILO VY NA BARIKA PLASTIKA

Tombotsoa : ✓ fitehirizana mihiboka, mafy (tsy

azon’ny bibikely, biby mpikiky, na vorona)

✓ azo itehirizana mandritra fotoana maharitra (mihoatran’ny 12 volana) ary afaka akana tsy kelikely arakara-kin’ny filana an-tokantrano

✓ faharetany: maharitra 20 taona raha tsara karakara ny barika vita amin’ny vy

Lafy ratsiny : X mila vola be X tsy fahampian’ny mpanefy nahazo

fiofanana X tsy fisian’ny akora na fitaovana X fiverenan’ny hamandoana raha toa

ka mipetraka mivantana eo ambony tany na amin’ny toerana mando lay barika (barika vy)

Loaka fidirana

Loaka fivoahana voantsetsina

Silo vysilo plastika

Talatalana Talatalana

Sarona na rakotra

Loaka fivoahana voantsetsina

Page 2: Fisy FITEHIRIZANA VOAMAINA AMIN’NY Teknika SILO VY NA BARIKA PLASTIKAasara-aina.eu/wp-content/uploads/2015/12/20170919_Ftk_silo_mg.pdf · Teknika SILO VY NA BARIKA PLASTIKA Tombotsoa

FametrahanaNy silo dia apetraka :

✓ ao amin’ny alokaloka ambanin’ny fialofana, na ao an-trano (tsy ambany masoandro, na azon’ny orana) ;

✓ amin’ny toerana azon-drivotra ; ✓ apetraka ambony talatalana miala 30 cm

ambonin’ny tany.

1. Areheto ny labozia dia ape-traho anatin’ny barika

2. Hidio mandritra ny adiny 1 ny silo

3. Sokafy ny silo ary jereo ao anatiny :

Raha mijanona velona ny labozia: misy olana lay barika (misy rivotra miditra ao anatiny)

Maty ny labozia: tsara lay silo (tsy misy rivotra miditra)

Fanaraha-maso alohan’ny hampiasana azy : jereo tsara ny “silo” fitehirizam-bokatra sao dia misy harafesina, tsy mikatona tsara, misy lavaka, na fahasimbana hafa nadritra ny fitaterana. Sasao amin’ny rano madio sy bo-rosy, ary jereo tsara ny ao anatiny sao misy olana: tsy maintsy madio sy maina tsara ny silo alohan’ny ham-piasana azy.

Ora 1

Sedra hoentina mamantatra ny tsy fisian-drivotra ao anaty « silo »Fanaraha-maso sy fikojakojana

FANARAHA-MASO, FIKOJAKOJANA SY FAMETRAHANA NY SILO

An-tranoAmbanin’ny fialofana

Miankina amin’ny rindrina

Amin’ny tondrika na zoro

fidiran-drivotra

Talatalana

Silo

Page 3: Fisy FITEHIRIZANA VOAMAINA AMIN’NY Teknika SILO VY NA BARIKA PLASTIKAasara-aina.eu/wp-content/uploads/2015/12/20170919_Ftk_silo_mg.pdf · Teknika SILO VY NA BARIKA PLASTIKA Tombotsoa

Fakana santionany sy fanaraha-masoFamenoana sy fanidina

1. Fikatonana: akatona ny vava- tatatra na lavaka famoahan-javatra avy ao anaty silo

2. Famenoana: Fenoy ny silo avy amin’ny loaka eo am-bony

Tandremo : ny voa dia tsy maintsy efa voadio sy maina tsara

3. Fanakatonana: fenoina era-mo-liny alohan’ny hanakatonana azy

4. Tsentsemo na akatony ny loaka (tranon-drivo-tra, bandy plastika) ; silo mikatona

Tandremo: tsy azo vohaina alohan’ny

1 volana nanakatonana azy!

!

Fanafoanana tanteraka

Misy bibi-kely / voa mando

Voa maina, tsy misy bibikely, salama

Fakana santionany sy fanaraha-ma-so: jereo ny voa, mahita bby kely ve, voa bobongolo, voa potipotika. Manaova andrana hijerena ny ta-han’ny hamandoana, na kakero na tapaho amin’ny nify ny voa.

Miverena amin’ny dingana 1 (fikojakojana ny silo) + Fantenana sy averina atapy ny voa

Akatona ny silo.

Kalendrie

Fahara-maso

Silo feno

Fakana santionany sy fanaraha-maso voalohany fara-fahakeliny 1 volana aorian’ny nampi-dirana ny voa tao anaty daba, avy eo vao atao isam-bo-lana ny fanara-ha-maso.

Fanokafana ny loaka famoaham-boaka -tra sy fakana santio-nany arakaraka ny habetsahana ilaina. Raha hoan’ny fana-raha-maso dia mila indray na in-droan’ny tanana.

Azo atao ny mampiasa kofafa mba amoaha-na ny voa rehetra sisa tao.

Aza arirana mihintsy ny silo, na mandritra ny fanafoanana ny voa rehetra tao aza, fa mety hanimba azy izany.

Aorian’ny fanesora-na tanteraka ny voa anaty silo, dia miveri-na manao ny dingana voalohany (fanara-ha-maso ny fanadio-vana).

FAMENOANA SY FANAFOANANA NY SILO

Page 4: Fisy FITEHIRIZANA VOAMAINA AMIN’NY Teknika SILO VY NA BARIKA PLASTIKAasara-aina.eu/wp-content/uploads/2015/12/20170919_Ftk_silo_mg.pdf · Teknika SILO VY NA BARIKA PLASTIKA Tombotsoa

Ny tetikasa ASARA dia tanterahin’ny :

Ny fampiasana barika dia tsy miteraka olana ara-eko-lojia satria tsy ilana fam-piasana fanafody simika.

Ny barika dia mety am-piasaina amin’ny fitehiri-zana mandritra ny fotoana maharitra (mihoatran’ny 12 volana).

Mamono bibikely sy ny oli-tra satria tsy misy rivotra ao anatiny. Noho izany dia tsy azo atao ny manokatra ny barika anatin’ny 1 vola-na voalohan’ny fitehirizina.

FANDAHARAN’ASA EROPEANAHOAN’NY ADY AMIN’NY TSY FAHAMPIANA SY TSY FANJARIAN-TSAKAFO

AO AMIN’NY FARITRA ATSIMO SY ATSIMO ANTSINANAN’NY MADAGASIKARA

Ny Vondrona Eoropeana sy Madagascar: fiaraha-miasa mavesa-danja Ity Fandaharan’asa ity dia notohanan’ny vondrona

Eropeana ara-bola

Ny Tetik’asa ASARA dia arindran’ny USCP

Kalendrie www.asara-aina.eu

Conc

eptio

n: D

. Dia

ncou

mba

. Illu

stra

tions

/gra

phism

e : G

. Mor

in. S

ourc

es :

FAO

.

Vidin’ny barika arakarakin’ny habeny :

Barika plastika (vidin’ny avy Makiplast - 2017)

215 litatra : 330 000 Ar500 litatra : 534 000 Ar1000 litatra : 1 050 000Ar

Silo (vidin’ny avy aminy mpiara-miombon’antoka sy ny mpanefy barika - 2017)

100 kg: 125 000 Ar (mpanefy eo any Bekily)200 kg : 250 000 Ar (TAZA Production any Ambovombe)300 kg : 480 000 Ar (Antananarivo)500 kg : 400 000 Ar (TAZA Production)900 kg : 550 000 Ar (TAZA Production)1800 kg: 950 000 Ar (TAZA Prodction)