t e-ka e a sabotsy 8 febroary 2020 7 mpiandry v raharaha ... … · dray anjara amin’ny vara -...

1
7 Lah 1013 Toe-karena VOKATRA BIOLOJIKA Orinasa Malagasy miisa 18 handray anjara amin’ny « Salon Biofach » any Alemaina www.gvalosoa.com Sabotsy 8 febroary 2020 Ny sasany amin’ireo mpisehatra amin’ny vokatra biolojika eto Madagasikara. Vokatry ny coronavirus Mitontongana tanteraka ny toekaren’i Chine HJRA (urgences) : 033 11 890 58 / 22 279 79 HOMI Soavinandriana : 22 397 51 Hopitaly Befelatanana : 22 223 84 / 22 6 N72 21 Hopitaly Loterana Ambohibao : 22 441 88 /22 485 17 Clinique des Soeurs Ankadifotsy :22 235 54 Ambulances municipales : 22 200 40 Jirama: Telma : (22)3547 (n° vert) / Airtel :03 35 47 / Orange : 032 32 3547 Pompiers : Tél : 118/ 22 250 18/ 22 225 66 Police : Hôtel Central de Police : 17 / 22 227 35 /22 357 09 1° Arrondissement Tsaralalàna : 22 280 54 2°Ambanidia : 22 309 46 3°Antaninandro : 22 291 30 4°Isotry : 22 280 51 5°Mahamasina :22 280 48 6°Ambohimanarina : 22 225 52 7°67 Ha : 22 291 29 8°Analamahitsy : 22 493 25 Brigade criminelle : 22 216 78 /22 210 29 / 22 674 83 na 84 GIR : 22 227 35 PHARMACIES DE GARDE 01/02/20 hatramin’ny 08/02/2020 - METROPOLE (Antani- narenina) 020 22 200 25/020 22 675 22/033 15 200 25/032 07 101 71 - ANTANIMENA (Imm Santa Antanimena, près Chocolaterie Robert) 020 22 200 00/032 56 914 77 - ANDRAVOAHANGY (Andravoahangy près Epi d'or) 020 22 245 12 - MIARO (Galerie ARO Ampefiloha) 020 22 621 18 - OCEAN INDIEN (Anala- kely avenue de l'indépen- dance) 020 22 224 70 Mpiandry raharaha Gazem-baovao miseho intelo isan-kerinandro Vidiny: 300 Ar Adiresy: lot T 70 Ankadindratombo TALEN’NY FAMOAHANA : Rahelisoa A. 034 79 07600 MPANAO GAZETY Polika: Isambilo: 033 24 783 65 Rajo: 033 80 022 53 Andry Tsiavalona 032 07 744 55 Toe-karena : Aly : 033 18 382 88 Kolontsaina: Aris: 034 17 460 53 Beharo : 032 02 557 89 Fanatanjahantena: Lita: 033 41 557 69 Mailaka: [email protected] NATONTAN’NY MATEX Imprimerie Fametrahana 1013-02-2020 Isan’ny natonta: 10 000 Tsy azo adika, na alain-tahaka, na antsaina ampahibemaso raha tsy ahazoana alalana vita soratanana avy amin’ny tompony M pisehatra amin’ny tontolon’ny fambo- lena biolojika ma- herin’ny 50 000 avy amin’ ny firenena 144, no han- dray anjara amin’ny vara- varana misokatra iraisam- pirenena ho an’ny vokatra biolojia “Salon Biofach” andiany faha 31, izay ho tanterahina any Nurem- berg Alemaina, ny 12 Fe- broary 2020, ka hatramin’ ny 15 Febroary 2020 ho avy izao. Orinasa matiha- nina mpamokatra ny vo- katra biolojika maherin’ny 3000 no handray anjara amin’ity “Salon Biofach” ity, ahitana ny mpamboly sy ny mpamokatra, mpita- titra, ny mpanodina ny vo- katra, ny mpanjifa sy ny mpandraharaha amin’ity sehatra ity. Anisan’ny mbola tsara toerana amin’ ny famokarana ny vokatra biolojika i Madagasikara, satria voasokajy ao ana- tin’ny 10 voalohany eto Afrika. Mba hahafahana mampivoatra an’ity seha- tra ity eo amin’ny tsena iraisam-pirenena dia han- dray anjara amin’ny “Sa- lon Biofach” ireo orin’asa Malagasy miisa 18, izay mpikambana ao amin’ny Symbio (Syndicat Mala- gasy de l’agriculture Bio- logique). Fiaraha-miasa teo amin’ny EDBM (Eco- nomic Development Board of Madagascar), sy ny Mi- nisteran’ny fambolena sy ny fiompiana ary ny fanja- kana Alemaina, amin’ny alalan’ny tetik’asa GIZ, to- hanan’ny “Ministère Fé- déral Allemand de la coo- peration Economique”, na BMZ, izany hetsika ara- toekarena izany. Ny fam- pahafantarana ny vokatra Malagasy, sy fitadiavana lalam-barotra ary ny fan- dresen-dahatra an’ireo mpiara miombon’antoka ara-barotra ho an’ny vo- katra biolojika Malagasy no tanjona amin’ny fan- draisana anjara amin’ity “salon Biofach “ ity. Ilaina Teny tondro Teny tondro (Ny Valosoa Vaovao) BL = Bory Loha BR = Bory Rambo MIV = Mivadika MIK = Mikorontana Misy ny teny Malagasy ofisialy sy ny tenim-paritra Ohatra : Valy = Vady N° 309 Mitsivalana - Matory - Aorianay - Anio - Aina – Nao - Goaika - Vary (miv) – Dik(a) - OM – Daba Mitsangana - Manadio - Ao – RM - Tranga - Voanio (miv) - Ray - Adinony (miv) - Bika (miv) - Mivoaka V V a a l l i i n n y y T T e e n n y y T T o o n n d d r r o o ( ( 0 0 3 3 0 0 8 8 ) ) BEHARO A B D E F G H I J K 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 Mitsivalana 1. Mitranga mialohan’ny sery – Anaty vataé 2. Fitaterana sa- mihafa 3. Kere – Dada 4. Endrikao 5. Ho hanina – Naoty 6. Faran-teny – Vahoaka 7. Mampitovy ny akanga sy ny akoho – Tanàna iray ao atsimo ao 8. Reraka – Hery sy tanjaka 9. Efa- tra sy roa – Vazo 10. Taova – Mifanaraka amin’ny gadona Mitsangana A. Mitsipaka – Enti-milaza B. Tsy mahatazana D. Maharitra ela – Ambiny (BR) E. Nilalao rano F. Amboa (miv) G. Zandary (miv) – Zavatra H. Mpanondro toerana – Nitsinjaka I. Faran- teny – Matokia (miv) J. Tsenabe (miv) – Diso fotoana K. Diky – Miredareda Mitsivalana 1. Valala – (T)any 2. Olona – Rano (Miv) 3. Rova – Toy 4. Fako (Miv) – Tsia (miv) 5. Na – Adinoy 6. Afo – Ti 7. Do (miv)- Rainay 8. Haingo (miv) – Dia (miv) 9. Soa – Noa – Ny 10. Lainga (miv) – Tao Mitsangana A Vorona – Osa B. Aloka – Gogo (miv) D. Lova – Nandà E. Fafana (miv) F. La – Dorana G. Tay – Loha (miv) H. Inty I. Antsoina J. Naoty – Aina K. Iry – Didio Valiny Teny mifanaraka 0308 Zava-maniry Nanasa Kianteny Trano fonenana Rora Tampisaka Tra-doza (miv) Maranitra Tany kely (BR) Piso Tao Nandalina Tsilo (miv) Haranjono Niasa Tosika Be taona Naoty (miv) TENY MIFANAPAKA TENY MIFANAPAKA N° 309 Vokatry ny valan’aretina coronavirus, mitontogana tan- teraka ny toekaren’i Chine amin’izao fotoana. Iaraha- mahalala anefa fa mifampitana amin’ny Amerikana ny sinoa amin’izay toekarena eran-tany izay, talohan’ny nisian’ity valan’aretina ity. Ankoatra izany, vaovao ma- hakasika ny Coronavirus omaly : nisy ny vaovao an- tsary nalefan'ny TV sinoa nilaza fa isan'ny nampahery ny Filoha an'i Chine Xi Jinping ny filoha Amerikana Do- nald Trump ary natoky tanteraka ity farany, fa tsy maintsy ho resin'i Chine ity aretina ity raha ny fahaiza- manaony. 31 173 ny olona voan'ity aretina ity ao Chine ary 636 no maty hatramin'ny omaly 7 febroary. Firenena 28 ma- neran-tany no ahitana ny tranga, ankoatra an’i Chine dia 1 no maty tany Hong Kong ary iray tany Philippines. - Nanolotra vola mitentina 675 tapitra dolara Amerikana ny firenena Sinoa ny OMS ny alarobia lasa teo, hoen- tina miady amin'ity aretina ity. - Ny Kaompany Air France dia nanalava ny tsy fisian'ny sidina mankany Chine hatramin'ny 15 martsa 2020. Noho izany rehetra izany: mitontongana tanteraka ny toekaren'i Chine sa- tria betsaka ireo toeram-pivarotana mihidy sy orinasa mikatona amin’izao fotoana any amin’ity firenena ity. Ireo mpizahantany isan'ny mampalaza ny Sinoa, ma- zava ho azy fa tsy misy tonga intsony. Aly ihany koa ny fifanakalo- zan-kevitra eo amin’ny samy mpisehatra, mba hahafahan’ny Malagasy mifehy ny fivoaran’ny tek- nolojia, mba hahafahana manatsara ny teknikam- pambolena eto Madaga- sikara. Marihina fa tafa- katra 110 000 000 Dolara ny tetibola mihodina amin’ny sehatra famoka- rana vokatra biolojika eto ambonin’ny tany hatra- min’izao ary miakatra 15%, ka hatramin’ny 20% isan-taona, ny fanjifan’ izao tontolo ny vokatra biolojika. Ny fampiroboro- boana an’ity sehatra ity eto Madagasikara no fa- noitra ho an’ny fampan- drosoana ny toe-karen’i Madagasikara. Franck Razakambelo Fitsaboana ny olona voan’ny coronavirus any Chine.

Upload: others

Post on 13-Jul-2020

3 views

Category:

Documents


0 download

TRANSCRIPT

Page 1: T e-ka e a Sabotsy 8 febroary 2020 7 Mpiandry V raharaha ... … · dray anjara amin’ny vara - varana misokatra iraisam-pirenena ho an’ny vokatra biolojia “Salon Biofach”

7Lah 1013Toe-karena

VOKATRA BIOLOJIKA

Orinasa Malagasy miisa 18 handray anjaraamin’ny « Salon Biofach » any Alemaina

www.gvalosoa.com Sabotsy 8 febroary 2020

Ny sasany amin’ireo mpisehatra amin’ny vokatra biolojika eto Madagasikara.

Vokatry ny coronavirus

Mitontongana tanteraka ny toekaren’i Chine

HJRA (urgences) :033 11 890 58 /

22 279 79

HOMI Soavinandriana :22 397 51

Hopitaly Befelatanana :22 223 84 / 22 6 N72 21

HopitalyLoterana Ambohibao :22 441 88 /22 485 17

Clinique des Soeurs Ankadifotsy :22 235 54

Ambulances municipales :22 200 40

Jirama: Telma : (22)3547 (n° vert) / Airtel :03 35 47 / Orange :

032 32 3547

Pompiers :Tél : 118/ 22 250 18/

22 225 66

Police : Hôtel Central de Police :

17 / 22 227 35 /22 357 09

1° Arrondissement Tsaralalàna : 22 280 54

2°Ambanidia : 22 309 463°Antaninandro : 22 291 30

4°Isotry : 22 280 515°Mahamasina :22 280 48

6°Ambohimanarina :22 225 52

7°67 Ha : 22 291 298°Analamahitsy : 22 493 25

Brigade criminelle : 22 216 78 /22 210 29 /

22 674 83 na 84

GIR : 22 227 35

PHARMACIES DE GARDE01/02/20 hatramin’ny

08/02/2020

- METROPOLE (Antani-narenina) 020 22 20025/020 22 675 22/033 15200 25/032 07 101 71

- ANTANIMENA (ImmSanta Antanimena, prèsChocolaterie Robert) 02022 200 00/032 56 914 77

- ANDRAVOAHANGY(Andravoahangy près Epid'or) 020 22 245 12

- MIARO (Galerie AROAmpefiloha) 020 22 62118

- OCEAN INDIEN (Anala-kely avenue de l'indépen-dance) 020 22 224 70

Mpiandryraharaha

Gazetim-baovao�miseho�intelo�

isan-kerinandroVidiny:�300�Ar

Adiresy:�lot�T�70�Ankadindratombo

TALEN’NY�FAMOAHANA�:Rahelisoa A.

034 79 07600

MPANAO�GAZETY

Politika:Isambilo: 033 24 783 65

Rajo: 033 80 022 53Andry Tsiavalona 032 07 744 55

Toe-karena�:Aly : 033 18 382 88

Kolontsaina:Aris: 034 17 460 53

Beharo : 032 02 557 89

Fanatanjahantena:Lita: 033 41 557 69

Mailaka:[email protected]

NATONTAN’NYMATEX�Imprimerie

Fametrahana 1013-02-2020Isan’ny natonta: 10 000

Tsy azo adika, na alain-tahaka, naantsaina ampahibemaso

raha tsy ahazoana alalana vita soratanana avy amin’ny

tompony

Mpisehatra amin’nytontolon’ny fambo-lena biolojika ma-

herin’ny 50 000 avy amin’ny firenena 144, no han-dray anjara amin’ny vara-varana misokatra iraisam-pirenena ho an’ny vokatrabiolojia “Salon Biofach”andiany faha 31, izay hotanterahina any Nurem-berg Alemaina, ny 12 Fe-broary 2020, ka hatramin’ny 15 Febroary 2020 hoavy izao. Orinasa matiha-nina mpamokatra ny vo-katra biolojika maherin’ny3000 no handray anjaraamin’ity “Salon Biofach”ity, ahitana ny mpambolysy ny mpamokatra, mpita-titra, ny mpanodina ny vo-katra, ny mpanjifa sy nympandraharaha amin’itysehatra ity. Anisan’nymbola tsara toerana amin’ny famokarana ny vokatrabiolojika i Madagasikara,satria voasokajy ao ana-tin’ny 10 voalohany etoAfrika. Mba hahafahanamampivoatra an’ity seha-tra ity eo amin’ny tsenairaisam-pirenena dia han-dray anjara amin’ny “Sa-lon Biofach” ireo orin’asaMalagasy miisa 18, izay

mpikambana ao amin’nySymbio (Syndicat Mala-gasy de l’agriculture Bio-logique). Fiaraha-miasateo amin’ny EDBM (Eco-nomic Development Boardof Madagascar), sy ny Mi-nisteran’ny fambolena syny fiompiana ary ny fanja-kana Alemaina, amin’nyalalan’ny tetik’asa GIZ, to-hanan’ny “Ministère Fé-déral Allemand de la coo-peration Economique”, naBMZ, izany hetsika ara-toekarena izany. Ny fam-pahafantarana ny vokatraMalagasy, sy fitadiavanalalam-barotra ary ny fan-dresen-dahatra an’ireompiara miombon’antokaara-barotra ho an’ny vo-katra biolojika Malagasyno tanjona amin’ny fan-draisana anjara amin’ity“salon Biofach “ ity. Ilaina

Teny tondro Teny tondro (Ny Valosoa Vaovao)

BL = Bory Loha

BR = Bory Rambo

MIV = Mivadika

MIK = Mikorontana

Misy ny teny Malagasy ofisialy sy ny

tenim-paritra

Ohatra : Valy = Vady

N° 309

Mitsivalana- Matory

- Aorianay

- Anio

- Aina – Nao

- Goaika

- Vary (miv) –

Dik(a)

- OM – Daba

Mitsangana- Manadio

- Ao – RM

- Tranga

- Voanio (miv)

- Ray

- Adinony (miv)

- Bika (miv)

- Mivoaka

VVaall iinnyy TTeennyy TToonnddrroo ((00330088))

BEHAROA B D E F G H I J K

1

2

3

4

5

6

7

8

9

10

Mitsivalana

1. Mitranga mialohan’ny sery – Anaty vataé 2. Fitaterana sa-mihafa 3. Kere – Dada 4. Endrikao 5. Ho hanina – Naoty 6. Faran-teny – Vahoaka 7. Mampitovy ny akanga sy ny akoho– Tanàna iray ao atsimo ao 8. Reraka – Hery sy tanjaka 9. Efa-tra sy roa – Vazo 10. Taova – Mifanaraka amin’ny gadona

Mitsangana

A. Mitsipaka – Enti-milaza B. Tsy mahatazana D. Maharitraela – Ambiny (BR) E. Nilalao rano F. Amboa (miv) G. Zandary(miv) – Zavatra H. Mpanondro toerana – Nitsinjaka I. Faran-teny – Matokia (miv) J. Tsenabe (miv) – Diso fotoana K. Diky– Miredareda

Mitsivalana

1. Valala – (T)any 2. Olona – Rano (Miv)3. Rova – Toy 4. Fako (Miv) – Tsia (miv)5. Na – Adinoy 6. Afo – Ti 7. Do (miv)-Rainay 8. Haingo (miv) – Dia (miv) 9.Soa – Noa – Ny 10. Lainga (miv) – Tao

Mitsangana

A Vorona – Osa B. Aloka – Gogo (miv) D. Lova – Nandà E. Fafana (miv) F. La –Dorana G. Tay – Loha (miv) H. Inty I. Antsoina J. Naoty – Aina K. Iry –Didio

Valiny Teny mifanaraka 0308

Zava-maniry

Nanasa

Kianteny

Trano fonenana

Rora

Tampisaka

Tra-doza (miv)

Maranitra

Tany kely (BR)

Piso

Tao

Nandalina

Tsilo (miv)

Haranjono

Niasa

Tosika

Be taona

Naoty (miv)

TENY MIFANAPAKATENY MIFANAPAKA N° 309

Vokatry ny valan’aretina coronavirus, mitontogana tan-teraka ny toekaren’i Chine amin’izao fotoana. Iaraha-mahalala anefa fa mifampitana amin’ny Amerikana nysinoa amin’izay toekarena eran-tany izay, talohan’nynisian’ity valan’aretina ity. Ankoatra izany, vaovao ma-hakasika ny Coronavirus omaly : nisy ny vaovao an-tsary nalefan'ny TV sinoa nilaza fa isan'ny nampaheryny Filoha an'i Chine Xi Jinping ny filoha Amerikana Do-nald Trump ary natoky tanteraka ity farany, fa tsymaintsy ho resin'i Chine ity aretina ity raha ny fahaiza-manaony.31 173 ny olona voan'ity aretina ity ao Chine ary 636no maty hatramin'ny omaly 7 febroary. Firenena 28 ma-neran-tany no ahitana ny tranga, ankoatra an’i Chinedia 1 no maty tany Hong Kong ary iray tany Philippines.- Nanolotra vola mitentina 675 tapitra dolara Amerikanany firenena Sinoa ny OMS ny alarobia lasa teo, hoen-tina miady amin'ity aretina ity. - Ny Kaompany AirFrance dia nanalava ny tsy fisian'ny sidina mankanyChine hatramin'ny 15 martsa 2020. Noho izany rehetraizany: mitontongana tanteraka ny toekaren'i Chine sa-tria betsaka ireo toeram-pivarotana mihidy sy orinasamikatona amin’izao fotoana any amin’ity firenena ity.Ireo mpizahantany isan'ny mampalaza ny Sinoa, ma-zava ho azy fa tsy misy tonga intsony.

Aly

ihany koa ny fifanakalo-zan-kevitra eo amin’nysamy mpisehatra, mbahahafahan’ny Malagasymifehy ny fivoaran’ny tek-nolojia, mba hahafahanamanatsara ny teknikam-pambolena eto Madaga-sikara. Marihina fa tafa-katra 110 000 000 Dolarany tetibola mihodinaamin’ny sehatra famoka-rana vokatra biolojika etoambonin’ny tany hatra-min’izao ary miakatra15%, ka hatramin’ny 20%isan-taona, ny fanjifan’izao tontolo ny vokatrabiolojika. Ny fampiroboro-boana an’ity sehatra ityeto Madagasikara no fa-noitra ho an’ny fampan-drosoana ny toe-karen’iMadagasikara.

Franck Razakambelo Fitsaboana ny olona voan’ny coronavirus any Chine.