ny nvalosoa sy hadihady yt e nf i a kifetifety ... · hivavaka ny andro krismasy. tsy ny olona...
TRANSCRIPT
![Page 1: Ny NValosoa sy hadihady yT e NF i a Kifetifety ... · hivavaka ny andro Krismasy. Tsy ny olona ihany no mifanjevo eny an-dàlambe eny fa mitohana tsy misy toy izany koa ny fiarakodia](https://reader033.vdocuments.net/reader033/viewer/2022050423/5f91f3d93fba624724062c02/html5/thumbnails/1.jpg)
Andro vitsy sisa dia higadona ny Krismasy, ka efasomebiseby ny olona rehetra samy mitady izaymahasoa azy amin’ny fanomanana izany fety
lehibe ho an’ny kristiana izany. Malaza moa ny “Da-dabe Noely” amin’izao vanim-potoana izao, ka mitetytoeram-pivarotana ny ray aman-dreny, hividianana ki-lalao ho an’ny zanany. Ampidirina ao an-tsain’ny an-kizy fa Dadabe Noely no nanome izany ho azy ireo.Ny lehibe kosa etsy andaniny dia tsy mahatsiaro vi-zana sy lany faladian-kiraro mijery sy mividy lambahanaovana akanjo vaovao ho entina mianjaika mia-raka amin’ny kiraro vaovao ihany koa rehefa handehahivavaka ny andro Krismasy. Tsy ny olona ihany nomifanjevo eny an-dàlambe eny fa mitohana tsy misytoy izany koa ny fiarakodia. Ny toeram-piasana sa-sany koa dia mizara ireo kojakoja ilaina hanaovanasakafo amin’ny fety (vary, menaka, akoho na hena,…). Tsy mahasakana ny fizotry ny fiainam-pirenena, in-drindra ny sehatra politika, izany rehetra izany. Samymiezaka mandrirotra amin’izay tiany ny politisiana arytoa tsy hisy fiatoana, afa tsy ny andro Krismasy ihanyangamba, ny fifandroritana ara-politika. Ny eo amin’nyfitondrana amin’izao fitondrana amin’izao fotoana izaodia mampirevy ny vahoaka no ataony, ka harentirentyny jiro maro loko etsy Antaninarenina ary nananga-nana lampihazo lehibe mihitsy. Tsy vitsy amin’ny gasykoa moa no mahatsiaro ho drodroky ny adim-piainanaka mitoreho hoe “avelao aho aloha hanonofy”. Nat-sangana koa ny Tranon’omby izay mitory ny toerananahaterahan’i Jesosy Kristy; dia toriana ny fihavananasy ny fifamelana kanefa tamin’ny fandraisana ny fi-tondrana dia tsy nisy Baiboly nanaovana fianiananasatria tsy misy idiran’ny Finoana ny resaka. Mbolatapim-maso atao amin’ny vahoaka daholo izany. Re-hefa mahazo ora maromaro hanadinoina ny fahorianarehetra dia inona indray no tadiavina? Zaran’ny gasy
sasany aza misy ireny zavatra mahadomelimelinaireny mba ialana vokona. Mitohy izany ny ezaka fisa-rihana ny sain’ny gasy hiaina sahady ao anatin’ny ton-tolo mirentirenty sy mamiratra toy ny any amin’ireotanàn-dehibe any ivelany, ka velarina eny Antanina-renina ny bozaka sentetika tsy tonga volana ary ma-zava ao anaty maizina ny jiro maro loko rehefaamin’ny alina. Hifarana ihany anefa izany, ka rehefatena tonga ilay masoandro mibaliaka dia miverinaamin’ny fiainany an-davanandro izay mba nanonofykely. Etsy ankilany kosa dia misy ireo tsy manadinosy tsy manaiky ny familiviliana ny safidy sy ny fame-rezan-jo azy tamin’ny fifidianana farany teo, ka hifa-motoana eny amin’ny kianja mahazatra azy. Iretofarany izany dia mampifantoka ny Malagasy amin’nyfiainam-pirenena izay tena mikoroso fahana tanterakaankehitriny. Mikorontana atsy, mitokona aroa, bodoinany tanin’ny tantsaha najariany am-polo taonany, aro-dana ny tranon’olona efa nitsangana hatry ny ela sa-tria lasan’ny vahiny ny tany niorenany, tsy fantatra hoetamin’ny fomba ahoana. Difotry ny fahalovana ny fi-renena, milona ao anaty fotaka mandrevon’ny kolikolyny Malagasy, voagejan’ny tahotra noho ny tsy fan-driampahalemana ny mponina, mangozohozon’nyaretina ny valalabemandry satria tsy afaka mitsabotena ary marefo ara-batana ireo tokony hamokatranoho ny tsy fanjarian-tsakafo ateraky ny fahakele-zan’ny fahefa-mividy. Ampahatsiahivina ny Malagasyireo toe-draharaha iainana ireo hitodiany amin’ny tenafitiavana ny Tanindrazana iombonana, fa tsy ho sodo-kan’ny mena miraviravy sy ny fampandriana adrisaary ny fahafinaretan’ny maso mihelina ihany. Arakaizany dia aza mandihy miakanjo ny akanjo halatra, kamiara-mirebika amin-doza.
Andry Tsiavalona
3Lah 998 Sabotsy 21 desambra 2019Politika
Kifetifety : mirentirenty fa tsy mahavaha olana
Ny Valosoa sy hadihady
www.gvalosoa.com
Hebreo 13:15
"Koa aoka isika hanatitra ny fanati-piderana
amin'ny alalany ho an'Andriamanitra man-
drakariva, dia ny vokatry ny molotra izay
manaiky ny anarany."
Ny TeNy FiaiNaNa
VAHoAKA MitAKy Ny FAHAMARiNANA
Vonona hiaro ireo mpitsara ao amin’ny “tribunal Administratif”
Mijoro amin’ny tsy rarinysy tsy ara-dalàna mi-tranga eto amin’ny fire-nena ny olom-pirenenatonga saina. Indrindramanolona ny hosoka syhala-bato hitam-pokohitam-pirenena nandridrany fifidianana Ben’ny ta-nàna, sy mpanolotsainany tanàna ny 27 novam-bra lasa teo. Maro ny po-rofo tsy azo lavina efanaseho tamin’ny hainoamanjery sy ny fitaovan-tserasera samihafa, sy nyfijoroana vavolombelonanataon’ny olom-pirenenamaro izay very zo, ka tsyafaka nandatsa-bato ta-min’ny fifidianana faranyteo. Asa tokoa na kisen-drasendra na tena iniananatao mihitsy satria toaireo olom-pirenena ma-nana firehana politika mi-fanohitra amin’ny fiton-drana amin’izao no la-tsaka tao anaty lisi-pifidia-nana ny anarany. Rahaizay tokoa no marina diatompon’andraikitra fenotamin’ny fitsimponana nyanaran’ireo olona efa fan-tatra mialoha, fa hifidy nykandidà hafa ankoatra nykandidàm-panjakana. Mitaky ny fahamarinanany Malagasy ary tsy han-giana manoloana tsy ra-riny sy ny tsy ara-dalàna.Marina fa ny fikarakaranany fifidianana no anjaraandrikitry ny CENI. An-draikitra feno iantsoro-han’izy ireo ny fanome-
zana antoka amin’ny hi-sian’ny fifidianana madiosy mangarahara. Raha nyzavamisy hatreto dia nymifanohitra amin’izay nomitranga. Maika sy fain-gana ny CENI namoakany voka-pifidianana vonji-maika ny 09 desambrateo na dia mbola nananaherinandro aza. Tsy nohe-noin’ireo mpitarika nyCENI akory ireo fitarai-nana sy antso avo na-taon’ny olom-pirenena syny kandidà sasantsasanymialoha sy nandritra arytaorian’ny fifidianana. Ani-san’izany ny fitakiana na-taon’ny antoko Tiako iMadagasikara mba hi-sian’ny fampitahana nylisi-pifidianana nampia-saina nandritra ny fifidia-nana Solombavamba-hoaka sy ny lisitra nam-piasaina tamin’ny fifidia-nana Ben’ny tanàna sympanolotsaina monisipalyfarany teo, saingy tsy na-hitam-baliny. Nanamafyizany ny Solombavamba-hoaka teo aloha ZafilahyStanislas ary mbola na-nampy, fa tsy tokony hisyintsony ny tsimatimanotafa hampiharina amin’nymanao ny tsy mety ny la-làna. Mitodika any amin’ny fi-tsarana misahana ny adyamin’ny fanjakana ny fa-nantenan’ny olom-pire-nena miandrandra nyrariny sy ny ara-dalàna.Tsy tonga ho azy ny fifan-
drifiana eo amin’ny voam-bolana nandikana amin’ny teny Malagasy ny hoe“Tribunal administratif”.Misy ny ady hatrehan’ireompitsara misahana ny fa-moahana ny vokatra ofi-sialin’ny fifidianana Ben’ny tanàna sy mpanolot-saina monisipaly. Efa tsyzoviana amin’ny mpa-nara-baovao intsony nyteritery, ny antsojay ataon’ny tompom-pahefanaamin’izy ireo, indrindra re-hefa misy fanapahana an-drasana amin’ireo mpi-tsara. Efa lasa zary tenyvazivazy fanaon’ny olonaamin’izao mihitsy ny hoe“Azo raisina fa tsy mitom-bina”. Matoky ny fahen-dren’ireo mpitsara eoanivon’ny “Tribunal admi-
nistratif” ny olom-pirenenaary vonona ny hanohanasy hiaro azy ireo amin’izay endrika fandraho-nana atao azy ireo na avyaiza na avy aiza, hoy ha-trany i Zafilahy Stanislas.Noho izany dia hirodo-rodo eny amin’ny kian-jan’ny finoana eny amin’ny Magro Behoririka nyvahoakan’Antananarivorenivohitra sy i Madagasi-kara manontolo anio. Hi-joro vavolombelona syhaneho ny tsy rariny, syny tsy ara-dalàna nisehotamin’ny fifidianana Ben’ny tanàna sy mpanolo-tsaina monisipaly ny 27novambra teo.
Stefa
Mijaly noho ny tsy fandriampahalemanany mponina, indrindra ny amin’ny faritra
Ambanivohitra
Radio Fréquence d'Alaotra 105.0 FM : nitrangana fa-nafihana indray tao amin'ny fokontany AmbohitrombyKaominina Ambanivohitra Ambodirano faritra AlaotraMangoro ny alin'ny talata lasa teo tokony ho tamin'ny11 ora. Antsy maranitra no fitaovana nentin'ireto jiolahyireto nanatanteraka ny fanafihana. Vokany : mpivadyno niara-maty. Ratompokovavy niezaka nanohitra kadia voakapa tamin'ny antsy ny hatony; ratompokolahykosa voakapa teo amin'ny lohany no sady voatsindronany tritriny ary vola mitentina 6 tapitra no lasa.
Michel Rakotoarivony : ny mpitandro filaminana tenamitandrina mafy @ zao ,ny namany gadraina nefamanao ny asany.
Bako Rasoa : ndriiiiy! Mampalahelo loatra! Maherezatompoko!
Donny Andriamisaina : tena ratsy famono zalah zanyle!
Lalao Herisoa : mba jereo ny vahoaka fa mijaly ry mpi-tondra, aza avangongo amin’ny tanàn-dehibe fotsinyny mpitandro filaminana fa alefaso any ambanivohitrabe any koa. Mahereza ny fianakaviana.
Robert Andriamialifidinanahary : jereo n vahoaka tsmandady harona ry be baoty fa mijaly @ tsy fandriam-pahalemana! Aza variana mamoritra mpanohitra an-tanàn-dehibe, fa jereo ny tena marary ny vahoaka anyambany ravin-kazo.
Salohy Ramiarinomezantsoa : tena mampalaelo.Aiza ny fanjakana amin’izany.e? Efa indroa izay no nisyohatran’izao tany an-toerana.
Harimanana Randriantsitoharana : tsisy fo intsonyngamba tsika Malagasy sasany.
Kar Ran : ny be bôty mbola manao herim-pamoren-tana eny Ankatso sy Ambohipo.
Henrik Herizo : mba aiza le mpiaro zon'olombelonaamin’ izao zavatra miseho zao? Mangina tanteraka, rip!
Alinah Nivo Rasoa : vola 6 tapitrisa no namoizanaain'olona roa... Mahantra loatra isika Malagasy, tsy hitaizay ataon’ny mpitondra.
FJKM
Nihaona tamin’ireo zanany tompon’andraikitra eo amin’ny firenenaFomba fiasa iray tantera-hin’ireo tomponandraikitraeo anivon’ny sahann’nyFJKM ny mamory ireo za-naky ny fiangonana mi-tana andraikitra eo amin’ny firenena amin’izao fo-toana izao. Ao anatin’izany no isian’ny fifampi-zarana eo amin’ny roatonta. Izany indrindra nonotanterahina omaly tenyamin’ny Fjkm Andraina-rivo Fahasoavana. Nian-tso ireo vato nasondrotryny tany zanaky ny fiango-
tra, izay miompana amin’ireo sehatra manana nylanjany eto amin’ny fire-nena, ka ahafahana ma-moaka hevi-dehibe amin’ity ady amin’ny kolikoly ity.Ao anatin’izany ihany koaanefa ny lafiny fanenta-nana tsy ho an’ny hafaihany fa ho an’ireo tongananatrika izany fotoanaizany. Ny fehin-kevitra ni-voaka tao anat(y asa so-kajy izany dia noraisinaavokoa ka haravona. Nitarika ny fotoana tamin’
izao fihaonana izao, diany Mpitandrina Poget He-livao. Nitoriteny kosa nyMpitandrina Irako Andria-mahazosoa Ammi, Filo-han’ny FJKM. Marihina fatonga maro ireo zanakyfiangonana namaly nyantso ary anisan’izany nykandidà Ben’ny tanà-nan’Antananarivo renivo-hitra, Rina Andriamasi-noro.
Aris
nana ny tomponandraiki-tra ary hanao dinidinika syfifanakalozan-kevitra. Ani-sany niompanan’ny fihao-nana ny ady amin’nykolikoly izay endriky ny fa-halovana mhazo vahanaeto amin’ny firenena. Tao-rian’ny fampianarana izaynentin’ny mpitandrindaAndriamampianina ZakaHary Masy, mpanolo-tsaina ny Birazo Mpian-draikitra Foibe (BMF), dianiroso tamin’ny fizaranavaomiera maro ny rehe-